Al-Hijr · 49/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
۞ نَبِّئْ عِبَادِي أَنِّي أَنَا الْغَفُورُ الرَّحِيمُ ۝٤٩
Nabbi` `ibaadeee annneee anal Ghafoorur Raheem
📖 Dikany Malagasy
Ampahafantaro ireo mpanompoko fa Izaho ilay Mpamela heloka, ilay be Fiantrana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 47-51 — Surah Al-Hijr

47وَنَزَعْنَا مَا فِي صُدُورِهِم مِّنْ غِلٍّ إِخْوَانًا عَلَىٰ سُرُرٍ مُّتَقَابِلِينَ
Ary noesorinay tao an-tratran’izy ireo ny lolom-po ary samy ahatsapa izy ireo fa mpirahalahy, izay mifanatrika eo ambonin’ireo farafara.
48لَا يَمَسُّهُمْ فِيهَا نَصَبٌ وَمَا هُم مِّنْهَا بِمُخْرَجِينَ
Tsy misy havizanana ahazo azy ireo. Ary tsy havoaka ao izy ireo.
49۞ نَبِّئْ عِبَادِي أَنِّي أَنَا الْغَفُورُ الرَّحِيمُ
Ampahafantaro ireo mpanompoko fa Izaho ilay Mpamela heloka, ilay be Fiantrana.
50وَأَنَّ عَذَابِي هُوَ الْعَذَابُ الْأَلِيمُ
Ary marina fa ny saziko dia tena sazy mamirifiry.
51وَنَبِّئْهُمْ عَن ضَيْفِ إِبْرَاهِيمَ
Ary ampahafantaro azy ireo ny mahakasika ireo vahinin’i Ibrahim (ireo Anjely).
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
49Andininy

Fandikana — Al-Hijr 49

Surah Al-Hijr Andininy 49 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ampahafantaro ireo mpanompoko fa Izaho ilay Mpamela heloka, ilay be…

Surah Andininy 49/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 47–51. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers