Al-Hijr · 65/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
فَأَسْرِ بِأَهْلِكَ بِقِطْعٍ مِّنَ اللَّيْلِ وَاتَّبِعْ أَدْبَارَهُمْ وَلَا يَلْتَفِتْ مِنكُمْ أَحَدٌ وَامْضُوا حَيْثُ تُؤْمَرُونَ ۝٦٥
Fa asri bi ahlika biqit`im minal laili wattabi` adbaarahum wa laa yaltafit minkum ahadunw wamdoo haisu tu`maroon
📖 Dikany Malagasy
“ Mandehana àry miaraka amin’ny fianakavianao Ianao amin’ny fahataperan’ny alina, ary araho avy ao aoriana izy ireo; ary aoka tsy hisy hitoditodika n'iza n'iza Aminareo; koa mandehana amin’izay handidiana Anareo Ianareo ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 63-67 — Surah Al-Hijr

63قَالُوا بَلْ جِئْنَاكَ بِمَا كَانُوا فِيهِ يَمْتَرُونَ
Niteny Izy ireo ka nanao hoe : “ Tonga aty Aminao tokoa Izahay mitondra ny (sazy) izay nampisalasala azy ireo.
64وَأَتَيْنَاكَ بِالْحَقِّ وَإِنَّا لَصَادِقُونَ
Ary tonga Aminao Izahay miaraka amin’ny Fahamarinana. Ary mpilaza ny marina Izahay.
65فَأَسْرِ بِأَهْلِكَ بِقِطْعٍ مِّنَ اللَّيْلِ وَاتَّبِعْ أَدْبَارَهُمْ وَلَا يَلْتَفِتْ مِنكُمْ أَحَدٌ وَامْضُوا حَيْثُ تُؤْمَرُونَ
“ Mandehana àry miaraka amin’ny fianakavianao Ianao amin’ny fahataperan’ny alina, ary araho avy ao aoriana izy ireo; ary aoka tsy hisy hitoditodika n'iza n'iza Aminareo; koa mandehana amin’izay handidiana Anareo Ianareo ”.
66وَقَضَيْنَا إِلَيْهِ ذَٰلِكَ الْأَمْرَ أَنَّ دَابِرَ هَٰؤُلَاءِ مَقْطُوعٌ مُّصْبِحِينَ
Ary nolazainay taminy izany didy izany : Fa ireny Olona ireny, amin’ny maraina, dia ho haringanay avokoa hatramin’ny farany.
67وَجَاءَ أَهْلُ الْمَدِينَةِ يَسْتَبْشِرُونَ
Fa ireo mponin’ny tanàna ( Sodoma) dia tonga (teo aminy) ankafaliana.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
65Andininy

Fandikana — Al-Hijr 65

Surah Al-Hijr Andininy 65 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : “ Mandehana àry miaraka amin’ny fianakavianao Ianao amin’ny fahataperan’ny alina,…

Surah Andininy 65/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 63–67. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers