Al-Hijr · 95/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
إِنَّا كَفَيْنَاكَ الْمُسْتَهْزِئِينَ ۝٩٥
Innaa kafainaakal mustahzi`een
📖 Dikany Malagasy
Marina fa Izahay dia hiaro Anao tanteraka amin’ireo mpaneso.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 93-97 — Surah Al-Hijr

93عَمَّا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Amin’izay nataon’izy ireo.
94فَاصْدَعْ بِمَا تُؤْمَرُ وَأَعْرِضْ عَنِ الْمُشْرِكِينَ
Asehoy ankarihary izay nandidiana Anao. Ary miataha amin’ireo mpanompo sampy (manana Zanahary maro) Ianao.
95إِنَّا كَفَيْنَاكَ الْمُسْتَهْزِئِينَ
Marina fa Izahay dia hiaro Anao tanteraka amin’ireo mpaneso.
96الَّذِينَ يَجْعَلُونَ مَعَ اللَّهِ إِلَٰهًا آخَرَ ۚ فَسَوْفَ يَعْلَمُونَ
Ireo izay mampisy Zanahary hafa miaraka amin’i Allah. Tsy ho ela dia ahafantatra izy ireo.
97وَلَقَدْ نَعْلَمُ أَنَّكَ يَضِيقُ صَدْرُكَ بِمَا يَقُولُونَ
Ary tena fantatray tsara fa mihatery ny tratranao (fonao) amin’izay tenenin’izy ireo.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
95Andininy

Fandikana — Al-Hijr 95

Surah Al-Hijr Andininy 95 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa Izahay dia hiaro Anao tanteraka amin’ireo mpaneso.

Surah Andininy 95/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 93–97. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers