Al-Hijr · 94/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
فَاصْدَعْ بِمَا تُؤْمَرُ وَأَعْرِضْ عَنِ الْمُشْرِكِينَ ۝٩٤
Fasda` bimaa tu`maru wa a`rid anil mushrikeen
📖 Dikany Malagasy
Asehoy ankarihary izay nandidiana Anao. Ary miataha amin’ireo mpanompo sampy (manana Zanahary maro) Ianao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 92-96 — Surah Al-Hijr

92فَوَرَبِّكَ لَنَسْأَلَنَّهُمْ أَجْمَعِينَ
Ary mianiana amin’ny Tomponao ! Fa Izahay dia tena hanontany azy rehetra
93عَمَّا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Amin’izay nataon’izy ireo.
94فَاصْدَعْ بِمَا تُؤْمَرُ وَأَعْرِضْ عَنِ الْمُشْرِكِينَ
Asehoy ankarihary izay nandidiana Anao. Ary miataha amin’ireo mpanompo sampy (manana Zanahary maro) Ianao.
95إِنَّا كَفَيْنَاكَ الْمُسْتَهْزِئِينَ
Marina fa Izahay dia hiaro Anao tanteraka amin’ireo mpaneso.
96الَّذِينَ يَجْعَلُونَ مَعَ اللَّهِ إِلَٰهًا آخَرَ ۚ فَسَوْفَ يَعْلَمُونَ
Ireo izay mampisy Zanahary hafa miaraka amin’i Allah. Tsy ho ela dia ahafantatra izy ireo.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
94Andininy

Fandikana — Al-Hijr 94

Surah Al-Hijr Andininy 94 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Asehoy ankarihary izay nandidiana Anao. Ary miataha amin’ireo mpanompo sampy…

Surah Andininy 94/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 92–96. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers