Al-Hijr · 99/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
وَاعْبُدْ رَبَّكَ حَتَّىٰ يَأْتِيَكَ الْيَقِينُ ۝٩٩
Wa`bud Rabbaka hattaa yaatiyakal yaqeen
📖 Dikany Malagasy
Ary tompoy ny Tomponao mandra-pahatongan’ny fItokisana (fahafatesana) eo Aminao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 97-99 — Surah Al-Hijr

97وَلَقَدْ نَعْلَمُ أَنَّكَ يَضِيقُ صَدْرُكَ بِمَا يَقُولُونَ
Ary tena fantatray tsara fa mihatery ny tratranao (fonao) amin’izay tenenin’izy ireo.
98فَسَبِّحْ بِحَمْدِ رَبِّكَ وَكُن مِّنَ السَّاجِدِينَ
Ary derao sy ankalazao ny Tomponao, ary aoka Ianao ho anisan’ireo mpiankohoka.
99وَاعْبُدْ رَبَّكَ حَتَّىٰ يَأْتِيَكَ الْيَقِينُ
Ary tompoy ny Tomponao mandra-pahatongan’ny fItokisana (fahafatesana) eo Aminao.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
99Andininy

Fandikana — Al-Hijr 99

Surah Al-Hijr Andininy 99 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary tompoy ny Tomponao mandra-pahatongan’ny fItokisana (fahafatesana) eo Aminao.

Surah Andininy 99/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 97–99. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers