Al-Hijr · 98/99
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hijr
فَسَبِّحْ بِحَمْدِ رَبِّكَ وَكُن مِّنَ السَّاجِدِينَ ۝٩٨
Fasbbih bihamdi Rabbika wa kum minas saajideen
📖 Dikany Malagasy
Ary derao sy ankalazao ny Tomponao, ary aoka Ianao ho anisan’ireo mpiankohoka.

🎧 Henoy


📜 Andininy 96-99 — Surah Al-Hijr

96الَّذِينَ يَجْعَلُونَ مَعَ اللَّهِ إِلَٰهًا آخَرَ ۚ فَسَوْفَ يَعْلَمُونَ
Ireo izay mampisy Zanahary hafa miaraka amin’i Allah. Tsy ho ela dia ahafantatra izy ireo.
97وَلَقَدْ نَعْلَمُ أَنَّكَ يَضِيقُ صَدْرُكَ بِمَا يَقُولُونَ
Ary tena fantatray tsara fa mihatery ny tratranao (fonao) amin’izay tenenin’izy ireo.
98فَسَبِّحْ بِحَمْدِ رَبِّكَ وَكُن مِّنَ السَّاجِدِينَ
Ary derao sy ankalazao ny Tomponao, ary aoka Ianao ho anisan’ireo mpiankohoka.
99وَاعْبُدْ رَبَّكَ حَتَّىٰ يَأْتِيَكَ الْيَقِينُ
Ary tompoy ny Tomponao mandra-pahatongan’ny fItokisana (fahafatesana) eo Aminao.
Al-HijrFizahan-takila Koraña
99Andininy
MeccanRevelation
98Andininy

Fandikana — Al-Hijr 98

Surah Al-Hijr Andininy 98 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary derao sy ankalazao ny Tomponao, ary aoka Ianao ho…

Surah Andininy 98/99 — Surah Al-Hijr الحجر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hijr Henoy, Surah Al-Hijr Fandikana, Surah Al-Hijr mp3, Surah Al-Hijr pdf. Andininy 96–99. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers