Al-Isra · 111/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَقُلِ الْحَمْدُ لِلَّهِ الَّذِي لَمْ يَتَّخِذْ وَلَدًا وَلَمْ يَكُن لَّهُ شَرِيكٌ فِي الْمُلْكِ وَلَمْ يَكُن لَّهُ وَلِيٌّ مِّنَ الذُّلِّ ۖ وَكَبِّرْهُ تَكْبِيرًا ١١١
Transliteration
Wa qulil hamdu lillaahil lazee lam yattakhiz waladanw wa lam yakul lahoo shareekun fil mulki wa lam yakul lahoo waliyyum minaz zulli wa kabbirhu takbeeraa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary teneno hoe : “Dera ho an’I Allah izay tsy nanan-janaka mihitsy, ary tsy mba nanana mpiombon’antoka Izy amin’ny fanjakany, ary mbola tsy manana mpiahy amin’ny fanambaniana mihitsy”. Koa derao avo dia avo ny halehibeany”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 109-111 — Al-Isra
109وَيَخِرُّونَ لِلْأَذْقَانِ يَبْكُونَ وَيَزِيدُهُمْ خُشُوعًا ۩
Ary miantoraka amin’ny saokany izy ireo, mitomany, ka izany (Kor'any) dia mampitombo ny fanetre-tena ho azy ireo.
110قُلِ ادْعُوا اللَّهَ أَوِ ادْعُوا الرَّحْمَٰنَ ۖ أَيًّا مَّا تَدْعُوا فَلَهُ الْأَسْمَاءُ الْحُسْنَىٰ ۚ وَلَا تَجْهَرْ بِصَلَاتِكَ وَلَا تُخَافِتْ بِهَا وَابْتَغِ بَيْنَ ذَٰلِكَ سَبِيلًا
Teneno hoe : “Antsoinareo I Allah, na antsoinareo Ilay be Fiantrana, na inona na inona ny anarana iantsoanareo Azy, dia manana ireo anarana tsara indrindra Izy. Ary aza mamaky amin’ny feo avo ianao amin’ny Soalat (vavaka) ataonao, nefa aza atao ambany loatra koa, fa ataovy izay eo anelanelan'izany.”
111وَقُلِ الْحَمْدُ لِلَّهِ الَّذِي لَمْ يَتَّخِذْ وَلَدًا وَلَمْ يَكُن لَّهُ شَرِيكٌ فِي الْمُلْكِ وَلَمْ يَكُن لَّهُ وَلِيٌّ مِّنَ الذُّلِّ ۖ وَكَبِّرْهُ تَكْبِيرًا
Ary teneno hoe : “Dera ho an’I Allah izay tsy nanan-janaka mihitsy, ary tsy mba nanana mpiombon’antoka Izy amin’ny fanjakany, ary mbola tsy manana mpiahy amin’ny fanambaniana mihitsy”. Koa derao avo dia avo ny halehibeany”.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
111Andininy
Fandikana — Al-Isra 111
Surah Al-Isra Andininy 111 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary teneno hoe : “Dera ho an’I Allah izay tsy…Surah Andininy 111/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 109–111. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








