Al-Isra · 53/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
وَقُل لِّعِبَادِي يَقُولُوا الَّتِي هِيَ أَحْسَنُ ۚ إِنَّ الشَّيْطَانَ يَنزَغُ بَيْنَهُمْ ۚ إِنَّ الشَّيْطَانَ كَانَ لِلْإِنسَانِ عَدُوًّا مُّبِينًا ۝٥٣
Wa qul li`ibaadee yaqoolul latee hiya ahsan; innash shaitaana yanzaghu bainahum; innash shaitaana kaana lil insaani `aduwwam mubeenaa
📖 Dikany Malagasy
Ary teneno amin’ireo mpanompoko mba hiteny ny (teny) izay tena tsara. Marina fa ny satana dia mamafy korontana eo amin’izy ireo. Hamafisina, fa ny satana dia fahavalo miharihary ho an’ny olombelona.
🎧 Henoy

📜 Andininy 51-55 — Al-Isra

51أَوْ خَلْقًا مِّمَّا يَكْبُرُ فِي صُدُورِكُمْ ۚ فَسَيَقُولُونَ مَن يُعِيدُنَا ۖ قُلِ الَّذِي فَطَرَكُمْ أَوَّلَ مَرَّةٍ ۚ فَسَيُنْغِضُونَ إِلَيْكَ رُءُوسَهُمْ وَيَقُولُونَ مَتَىٰ هُوَ ۖ قُلْ عَسَىٰ أَن يَكُونَ قَرِيبًا
Na ho zava-boary hafa izay heverinareo fa lehibe ao amin’ny fonareo! Ary dia mbola hiteny izy ireo manao hoe : “Iza àry no hamerina anay indray avy eo ?” Teneno hoe : “Izay nahary anareo voalohany tany am-piandohana”.Hanifikifi-doha aminao izy ireo sy hiteny manao hoe : “Rahoviana izany ?”. Ka teneno hoe : “Angamba tsy ho ela intsony izany”.
52يَوْمَ يَدْعُوكُمْ فَتَسْتَجِيبُونَ بِحَمْدِهِ وَتَظُنُّونَ إِن لَّبِثْتُمْ إِلَّا قَلِيلًا
Ny andro izay hiantsoany anareo dia hamaly am-piderana Azy ianareo. Ary hihevitra ianareo fa fotoana kely ihany no nijanonanareo.
53وَقُل لِّعِبَادِي يَقُولُوا الَّتِي هِيَ أَحْسَنُ ۚ إِنَّ الشَّيْطَانَ يَنزَغُ بَيْنَهُمْ ۚ إِنَّ الشَّيْطَانَ كَانَ لِلْإِنسَانِ عَدُوًّا مُّبِينًا
Ary teneno amin’ireo mpanompoko mba hiteny ny (teny) izay tena tsara. Marina fa ny satana dia mamafy korontana eo amin’izy ireo. Hamafisina, fa ny satana dia fahavalo miharihary ho an’ny olombelona.
54رَّبُّكُمْ أَعْلَمُ بِكُمْ ۖ إِن يَشَأْ يَرْحَمْكُمْ أَوْ إِن يَشَأْ يُعَذِّبْكُمْ ۚ وَمَا أَرْسَلْنَاكَ عَلَيْهِمْ وَكِيلًا
Ny Tomponareo dia mahalala anareo tokoa. Raha sitrany dia hamindra fo aminareo Izy, ary raha sitrany dia ho faiziny ihany koa ianareo ary tsy nalefanay ho mpiantoka azy ireo ianao.
55وَرَبُّكَ أَعْلَمُ بِمَن فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۗ وَلَقَدْ فَضَّلْنَا بَعْضَ النَّبِيِّينَ عَلَىٰ بَعْضٍ ۖ وَآتَيْنَا دَاوُودَ زَبُورًا
Ary ny Tomponao dia mahalala tokoa izay eny amin’ireo lanitra sy ny tany. Ary efa nomenay tombony tokoa ny sasany tamin’ireo Mpaminany noho ny sasany hafa, ary dia nomenay an’i Daoda (Davida) ny «Zabora».
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
53Andininy

Fandikana — Al-Isra 53

Surah Al-Isra Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary teneno amin’ireo mpanompoko mba hiteny ny (teny) izay tena…

Surah Andininy 53/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 51–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers