Al-Isra · 95/111
Fandikana Fanononana — Al-Isra
قُل لَّوْ كَانَ فِي الْأَرْضِ مَلَائِكَةٌ يَمْشُونَ مُطْمَئِنِّينَ لَنَزَّلْنَا عَلَيْهِم مِّنَ السَّمَاءِ مَلَكًا رَّسُولًا ۝٩٥
Qul law kaana fil ardi malaaa `ikatuny yamshoona mutma`inneena lanazzalnaa `alaihim minas samaaa`i malakar Rasoolaa
📖 Dikany Malagasy
Teneno hoe : “Raha nisy Anjely nandeha am-pilaminana teny ambonin’ny tany, dia tena ho nampidininay tamin’izy ireo avy an-danitra ny Anjely ho Iraka.”
🎧 Henoy

📜 Andininy 93-97 — Al-Isra

93أَوْ يَكُونَ لَكَ بَيْتٌ مِّن زُخْرُفٍ أَوْ تَرْقَىٰ فِي السَّمَاءِ وَلَن نُّؤْمِنَ لِرُقِيِّكَ حَتَّىٰ تُنَزِّلَ عَلَيْنَا كِتَابًا نَّقْرَؤُهُ ۗ قُلْ سُبْحَانَ رَبِّي هَلْ كُنتُ إِلَّا بَشَرًا رَّسُولًا
Na koa hanana trano feno haingo ianao, na koa hiakatra any an-danitra ianao. Ary tsy hino velively ny fiakaranao any an-danitra izahay mandraka ampidinanao ny boky aty aminay ho vakianay”. Teneno hoe : “Voninahitra anie ho an’ny Tompoko ! Moa ve tsy olombelona no sady Iraka ihany aho ?”
94وَمَا مَنَعَ النَّاسَ أَن يُؤْمِنُوا إِذْ جَاءَهُمُ الْهُدَىٰ إِلَّا أَن قَالُوا أَبَعَثَ اللَّهُ بَشَرًا رَّسُولًا
Ary tsy nisy, na inona na inona nanakana ny olona tsy hino, rehefa tonga tamin’izy ireo ny fahamarinana afa-tsy ny tenin’izy ireo manao hoe : “Moa ve I Allah no nandefa olombelona ho Iraka ?”
95قُل لَّوْ كَانَ فِي الْأَرْضِ مَلَائِكَةٌ يَمْشُونَ مُطْمَئِنِّينَ لَنَزَّلْنَا عَلَيْهِم مِّنَ السَّمَاءِ مَلَكًا رَّسُولًا
Teneno hoe : “Raha nisy Anjely nandeha am-pilaminana teny ambonin’ny tany, dia tena ho nampidininay tamin’izy ireo avy an-danitra ny Anjely ho Iraka.”
96قُلْ كَفَىٰ بِاللَّهِ شَهِيدًا بَيْنِي وَبَيْنَكُمْ ۚ إِنَّهُ كَانَ بِعِبَادِهِ خَبِيرًا بَصِيرًا
Teneno hoe : “Allah dia ampy ho vavolombelona eo amiko sy aminareo. Marina tokoa fa Izy dia mahalala sy mahita ireo mpanompony.
97وَمَن يَهْدِ اللَّهُ فَهُوَ الْمُهْتَدِ ۖ وَمَن يُضْلِلْ فَلَن تَجِدَ لَهُمْ أَوْلِيَاءَ مِن دُونِهِ ۖ وَنَحْشُرُهُمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ عَلَىٰ وُجُوهِهِمْ عُمْيًا وَبُكْمًا وَصُمًّا ۖ مَّأْوَاهُمْ جَهَنَّمُ ۖ كُلَّمَا خَبَتْ زِدْنَاهُمْ سَعِيرًا
Ary izay tarihin’I Allah lalana, dia izy no voatari-dalana tsara. Fa izay vereziny kosa, dia tsy hahita mpiahy ho azy ireo ianao ankoatr'Azy (Allah). Ary havorinay izy ireo amin’ny Andro Fitsanganana no sady ho tarihina amin’ny tavany izy ireo, ho jamba, ho moana, ho marenina. Ary ny afobe no hialofan’izy ireo, ka isaky ny mihena ny afo dia haredaredanay mivaivay ho azy ireo ny lelan’afo.
Al-IsraFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
95Andininy

Fandikana — Al-Isra 95

Surah Al-Isra Andininy 95 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Teneno hoe : “Raha nisy Anjely nandeha am-pilaminana teny ambonin’ny…

Surah Andininy 95/111 — Al-Isra الإسراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Isra Henoy, Al-Isra Fandikana, Al-Isra mp3, Al-Isra pdf. Andininy 93–97. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers