Al-Baqarah · 225/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
لَّا يُؤَاخِذُكُمُ اللَّهُ بِاللَّغْوِ فِي أَيْمَانِكُمْ وَلَٰكِن يُؤَاخِذُكُم بِمَا كَسَبَتْ قُلُوبُكُمْ ۗ وَاللَّهُ غَفُورٌ حَلِيمٌ ۝٢٢٥
Laa yu`aakhi zukumul laahu billaghwi feee aymaa nikum wa laakiny yu`aakhi zukum bimaa kasabat quloo bukum; wallaahu Ghafoorun Haleem
📖 Dikany Malagasy
Allah dia tsy handray anareo amin’ny fianianana tsy vokatry ny fonareo fa handray anareo kosa Izy amin’ny tena fikasana ao am-ponareo. ary Allah dia Mpamela heloka sy tsara fanahy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 223-227 — Al-Baqarah

223نِسَاؤُكُمْ حَرْثٌ لَّكُمْ فَأْتُوا حَرْثَكُمْ أَنَّىٰ شِئْتُمْ ۖ وَقَدِّمُوا لِأَنفُسِكُمْ ۚ وَاتَّقُوا اللَّهَ وَاعْلَمُوا أَنَّكُم مُّلَاقُوهُ ۗ وَبَشِّرِ الْمُؤْمِنِينَ
Ireo vehivavy (vadinareo) dia tanim-bolinareo, ka mankanesa any amin’ny tanim-bolinareo arak’izay sitrakareo ianareo, ary manolora ianareo ho an’ny tenanareo. ary matahora an’i Allah ianareo, ary fantarinareo fa mbola hihaona Aminy tokoa ianareo, ary ilazao vaovao mahafaly ireo mpino.
224وَلَا تَجْعَلُوا اللَّهَ عُرْضَةً لِّأَيْمَانِكُمْ أَن تَبَرُّوا وَتَتَّقُوا وَتُصْلِحُوا بَيْنَ النَّاسِ ۗ وَاللَّهُ سَمِيعٌ عَلِيمٌ
Ary aoka ianareo tsy hampiasa ny anaran’Allah eo amin’ny voady ataonareo ho fanafenan-javatra, mba tsy hanaovanareo asa soa sy tsy hahavontompinoana anareo, ary mba tsy hidiranareo amin’ny fampihavanana ny olona. Fa Allah dia Mandre sy Mahalala ny zavatra rehetra.
225لَّا يُؤَاخِذُكُمُ اللَّهُ بِاللَّغْوِ فِي أَيْمَانِكُمْ وَلَٰكِن يُؤَاخِذُكُم بِمَا كَسَبَتْ قُلُوبُكُمْ ۗ وَاللَّهُ غَفُورٌ حَلِيمٌ
Allah dia tsy handray anareo amin’ny fianianana tsy vokatry ny fonareo fa handray anareo kosa Izy amin’ny tena fikasana ao am-ponareo. ary Allah dia Mpamela heloka sy tsara fanahy.
226لِّلَّذِينَ يُؤْلُونَ مِن نِّسَائِهِمْ تَرَبُّصُ أَرْبَعَةِ أَشْهُرٍ ۖ فَإِن فَاءُوا فَإِنَّ اللَّهَ غَفُورٌ رَّحِيمٌ
Ho an’ireo izay mianiana tsy hanao firaisana (ara-nofo) amin’ny vehivaviny (vadiny) dia miandry mandritry ny efa-bolana. koa raha miverina amin’ny fanapahan-keviny izy ireo, tena marina fa Allah dia Mpamela heloka sy be fiantrana.
227وَإِنْ عَزَمُوا الطَّلَاقَ فَإِنَّ اللَّهَ سَمِيعٌ عَلِيمٌ
Ary raha tapa-kevitra ny hisaraka izy ireo dia tsy maninona, fa Allah dia Maheno sy Mahalala ny zavatra rehetra.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
225Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 225

Surah Al-Baqarah Andininy 225 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Allah dia tsy handray anareo amin’ny fianianana tsy vokatry ny…

Surah Andininy 225/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 223–227. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers