Al-Baqarah · 270/286
Fandikana Fanononana — Surah Al-Baqarah
وَمَا أَنفَقْتُم مِّن نَّفَقَةٍ أَوْ نَذَرْتُم مِّن نَّذْرٍ فَإِنَّ اللَّهَ يَعْلَمُهُ ۗ وَمَا لِلظَّالِمِينَ مِنْ أَنصَارٍ ٢٧٠
Transliteration
Wa maaa anfaqtum min nafaqatin aw nazartum min nazrin fa innal laaha ya`lamuh; wa maa lizzaalimeena min ansaar
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary na inona na inona no avoakanareo amin’ny fandaniana, na ny voady izay nataonareo, tena marina fa i Allah dia mahafantatra izany. Ary tsy hisy mpanavotra ireo mpanao ny tsy rariny !
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 268-272 — Surah Al-Baqarah
268الشَّيْطَانُ يَعِدُكُمُ الْفَقْرَ وَيَأْمُرُكُم بِالْفَحْشَاءِ ۖ وَاللَّهُ يَعِدُكُم مَّغْفِرَةً مِّنْهُ وَفَضْلًا ۗ وَاللَّهُ وَاسِعٌ عَلِيمٌ
Ny Satana dia mampanantena anareo ny fahantrana, sy maniraka anareo amin’ny asa vetaveta; fa i Allah kosa dia mampanantena Anareo ny famelan-keloka avy Aminy sy ny fahasoavana. Ary i Allah dia Malàla-tànana sy Mahay ny zava-drehetra.
269يُؤْتِي الْحِكْمَةَ مَن يَشَاءُ ۚ وَمَن يُؤْتَ الْحِكْمَةَ فَقَدْ أُوتِيَ خَيْرًا كَثِيرًا ۗ وَمَا يَذَّكَّرُ إِلَّا أُولُو الْأَلْبَابِ
Manome fahendrena an’izay sitrany Izy (Allah), ary izay nomena ny fahendrena dia tena efa nahazo fahasoavana maro. Ary tsy misy mahatsapa (izany) afa-tsy ireo matsilo saina.
270وَمَا أَنفَقْتُم مِّن نَّفَقَةٍ أَوْ نَذَرْتُم مِّن نَّذْرٍ فَإِنَّ اللَّهَ يَعْلَمُهُ ۗ وَمَا لِلظَّالِمِينَ مِنْ أَنصَارٍ
Ary na inona na inona no avoakanareo amin’ny fandaniana, na ny voady izay nataonareo, tena marina fa i Allah dia mahafantatra izany. Ary tsy hisy mpanavotra ireo mpanao ny tsy rariny !
271إِن تُبْدُوا الصَّدَقَاتِ فَنِعِمَّا هِيَ ۖ وَإِن تُخْفُوهَا وَتُؤْتُوهَا الْفُقَرَاءَ فَهُوَ خَيْرٌ لَّكُمْ ۚ وَيُكَفِّرُ عَنكُم مِّن سَيِّئَاتِكُمْ ۗ وَاللَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ خَبِيرٌ
Raha mamoaka an-karihary ireo fanomezana Ianareo dia tsara izany, fa raha afeninareo izany sy atolotrareo ho an’ny mahantra dia tsara kokoa ho Anareo. Ary i Allah dia hamafa Aminareo ny sasany amin’ireo asa ratsy vitanareo. Fa i Allah dia tena mahalala izay Ataonareo.
272۞ لَّيْسَ عَلَيْكَ هُدَاهُمْ وَلَٰكِنَّ اللَّهَ يَهْدِي مَن يَشَاءُ ۗ وَمَا تُنفِقُوا مِنْ خَيْرٍ فَلِأَنفُسِكُمْ ۚ وَمَا تُنفِقُونَ إِلَّا ابْتِغَاءَ وَجْهِ اللَّهِ ۚ وَمَا تُنفِقُوا مِنْ خَيْرٍ يُوَفَّ إِلَيْكُمْ وَأَنتُمْ لَا تُظْلَمُونَ
Tsy anjaranao ny mitari-dàlana azy ireo, fa i Allah kosa no mitari-dàlana izay sitrany. Ary izay tsara avoakanareo dia ho an’ny tenanareo ihany. Ary aoka Ianareo tsy hanao fandaniana afa-tsy nohon'ny fitadiavana ny tavan’i Allah. Ary izay tsara avoakanareo dia hovaliana tanteraka Aminareo. Ary Ianareo dia tsy ho ambakaina mihitsy.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
270Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 270
Surah Al-Baqarah Andininy 270 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary na inona na inona no avoakanareo amin’ny fandaniana, na…Surah Andininy 270/286 — Surah Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Baqarah Henoy, Surah Al-Baqarah Fandikana, Surah Al-Baqarah mp3, Surah Al-Baqarah pdf. Andininy 268–272. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








