Al-Baqarah · 44/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
۞ أَتَأْمُرُونَ النَّاسَ بِالْبِرِّ وَتَنسَوْنَ أَنفُسَكُمْ وَأَنتُمْ تَتْلُونَ الْكِتَابَ ۚ أَفَلَا تَعْقِلُونَ ٤٤
Transliteration
Ataamuroonan naasa bilbirri wa tansawna anfusakum wa antum tatloonal Kitaab; afalaa ta`qiloon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ka lasa maniraka ny olona hanao ny tsara ve ianareo, nefa manadino ny tenanareo; ianareo anefa mamaky ny Boky masina Koroany ? ! ka tsy dia mba mieritreritra akory ve ianareo ? !
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 42-46 — Al-Baqarah
42وَلَا تَلْبِسُوا الْحَقَّ بِالْبَاطِلِ وَتَكْتُمُوا الْحَقَّ وَأَنتُمْ تَعْلَمُونَ
Ary aoka mba aza saromanareo fahadisoana ny fahamarinana ary aza afeninareo ihany koa ny marina, eo anatrehan'ny fahafantaranareo an' izany rehetra izany.
43وَأَقِيمُوا الصَّلَاةَ وَآتُوا الزَّكَاةَ وَارْكَعُوا مَعَ الرَّاكِعِينَ
Ary atsanganinareo ny Soalat (fanompoam-pivavahana), ary avoahinareo ihany koa ny Zakat (famoahana ampahan-karena), ary miondreha ianareo miaraka amin’ireo rehetra izay mpiondrika.
44۞ أَتَأْمُرُونَ النَّاسَ بِالْبِرِّ وَتَنسَوْنَ أَنفُسَكُمْ وَأَنتُمْ تَتْلُونَ الْكِتَابَ ۚ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Ka lasa maniraka ny olona hanao ny tsara ve ianareo, nefa manadino ny tenanareo; ianareo anefa mamaky ny Boky masina Koroany ? ! ka tsy dia mba mieritreritra akory ve ianareo ? !
45وَاسْتَعِينُوا بِالصَّبْرِ وَالصَّلَاةِ ۚ وَإِنَّهَا لَكَبِيرَةٌ إِلَّا عَلَى الْخَاشِعِينَ
Ary mitadiava fanampiana amin'ny alàlan'ny fiaretana sy ny fanaovana ny fanompom-pivavahana Soalat ianareo; ary izy io tena tokoa afa-tsy amin'ireo olona mpanetry tena ihany.
46الَّذِينَ يَظُنُّونَ أَنَّهُم مُّلَاقُو رَبِّهِمْ وَأَنَّهُمْ إِلَيْهِ رَاجِعُونَ
Ireo izay mino fa mbola hifanena tokoa amin'ny Tompon'izy ireo i ( Tompo Allah ), ary tena mbola hiverina any Aminy marina tokoa.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
44Andininy
Fandikana — Al-Baqarah 44
Surah Al-Baqarah Andininy 44 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka lasa maniraka ny olona hanao ny tsara ve ianareo,…Surah Andininy 44/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 42–46. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Wednesday, August 19, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








