Taha · 109/135
Fandikana Fanononana — Taha
يَوْمَئِذٍ لَّا تَنفَعُ الشَّفَاعَةُ إِلَّا مَنْ أَذِنَ لَهُ الرَّحْمَٰنُ وَرَضِيَ لَهُ قَوْلًا ۝١٠٩
Yawma `izil laa tanfa`ush shafaa`atu illaa man azina lahur Rahmaanu wa radiya lahoo qawlaa
📖 Dikany Malagasy
Amin’izany Andro Izany, dia tsy hisy ahazo tombontsoa amin’ny fanelanelanana afa-tsy izay nomen’Ilay be Fiantrana alalana,sy nankasitrahany ny teniny.
🎧 Henoy

📜 Andininy 107-111 — Taha

107لَّا تَرَىٰ فِيهَا عِوَجًا وَلَا أَمْتًا
Izay tsy ahitanao na fiolakolahana na dongon-tany.
108يَوْمَئِذٍ يَتَّبِعُونَ الدَّاعِيَ لَا عِوَجَ لَهُ ۖ وَخَشَعَتِ الْأَصْوَاتُ لِلرَّحْمَٰنِ فَلَا تَسْمَعُ إِلَّا هَمْسًا
Amin’izany Andro izany dia hanaraka ny Mpiantso tsy misy fiolakolahana (fanarahana feno fankatoavana) izy ireo; dia hihamora ny feo eo anatrehan’Ilay be Fiantrana. Ary tsy handre Ianao afa-tsy feo malefaka ihany.
109يَوْمَئِذٍ لَّا تَنفَعُ الشَّفَاعَةُ إِلَّا مَنْ أَذِنَ لَهُ الرَّحْمَٰنُ وَرَضِيَ لَهُ قَوْلًا
Amin’izany Andro Izany, dia tsy hisy ahazo tombontsoa amin’ny fanelanelanana afa-tsy izay nomen’Ilay be Fiantrana alalana,sy nankasitrahany ny teniny.
110يَعْلَمُ مَا بَيْنَ أَيْدِيهِمْ وَمَا خَلْفَهُمْ وَلَا يُحِيطُونَ بِهِ عِلْمًا
Fantany izay eo alohan’izy ireo sy izay ao aorian’izy ireo, nefa tsy mahafehy Azy amin’ny alalan’ny fahalalana izy ireo.
111۞ وَعَنَتِ الْوُجُوهُ لِلْحَيِّ الْقَيُّومِ ۖ وَقَدْ خَابَ مَنْ حَمَلَ ظُلْمًا
Manetry tena eo anatrehan'ilay Velona mandrakizay, ilay tsy miankina na amin’iza na amin’iza ny tarehy rehetra. Ary ho maty antoka izay nanao ny tsy rariny.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
109Andininy

Fandikana — Taha 109

Surah Taha Andininy 109 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Amin’izany Andro Izany, dia tsy hisy ahazo tombontsoa amin’ny fanelanelanana…

Surah Andininy 109/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 107–111. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers