Taha · 122/135
Fandikana Fanononana — Taha
ثُمَّ اجْتَبَاهُ رَبُّهُ فَتَابَ عَلَيْهِ وَهَدَىٰ ۝١٢٢
Summaj tabbahu Rabbuhoo fataaba `alaihi wa hadaa
📖 Dikany Malagasy
Avy eo,dia nofidin’ny Tompony Izy, ary nankasitrahiny ny fibebahany, ary dia notarihiny làlana Izy.
🎧 Henoy

📜 Andininy 120-124 — Taha

120فَوَسْوَسَ إِلَيْهِ الشَّيْطَانُ قَالَ يَا آدَمُ هَلْ أَدُلُّكَ عَلَىٰ شَجَرَةِ الْخُلْدِ وَمُلْكٍ لَّا يَبْلَىٰ
Avy eo dia naka fanahy Azy ny satana, sady niteny nanao hoe : “ Ô ry Adama ! Hatoroko Anao ve ilay hazon’ny mandrakizay, sy ny fanjakana tsy mety rava ? ”
121فَأَكَلَا مِنْهَا فَبَدَتْ لَهُمَا سَوْآتُهُمَا وَطَفِقَا يَخْصِفَانِ عَلَيْهِمَا مِن وَرَقِ الْجَنَّةِ ۚ وَعَصَىٰ آدَمُ رَبَّهُ فَغَوَىٰ
Dia samy nihinana tamin’izany izy Roa (Adam sy Eva).Avy eo, dia nahatsapa fa nitanjaka (niboridana) izy Roa, ka niara-nitafy ny ravina tao am-paradisa. Tsy nankatò ny tenin’ny Tompony i Adama, ka dia very làlana.
122ثُمَّ اجْتَبَاهُ رَبُّهُ فَتَابَ عَلَيْهِ وَهَدَىٰ
Avy eo,dia nofidin’ny Tompony Izy, ary nankasitrahiny ny fibebahany, ary dia notarihiny làlana Izy.
123قَالَ اهْبِطَا مِنْهَا جَمِيعًا ۖ بَعْضُكُمْ لِبَعْضٍ عَدُوٌّ ۖ فَإِمَّا يَأْتِيَنَّكُم مِّنِّي هُدًى فَمَنِ اتَّبَعَ هُدَايَ فَلَا يَضِلُّ وَلَا يَشْقَىٰ
Niteny Izy ka nanao hoe : “ Midìna miala eto Ianareo roa (Adama sy Eva) ! Ny andaniny Aminareo no fahavalon’ny ankilany. Ary raha misy tari-dàlana avy aty Amiko tonga eo Aminareo, ka n'iza n'iza manaraka ny tari-dàlako dia tsy ho very làlana, ary tsy ho ory Izy.
124وَمَنْ أَعْرَضَ عَن ذِكْرِي فَإِنَّ لَهُ مَعِيشَةً ضَنكًا وَنَحْشُرُهُ يَوْمَ الْقِيَامَةِ أَعْمَىٰ
Ary n'iza n'iza kosa mitodi-damosina amin’ny fampahatsiahivako,tena marina fa ho Azy ny fiainana feno fahasahiranana, ary amin’ny Andro Fitsanganana (amin’ny maty) dia haverinay ao anaty fahajambana Izy.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
122Andininy

Fandikana — Taha 122

Surah Taha Andininy 122 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo,dia nofidin’ny Tompony Izy, ary nankasitrahiny ny fibebahany, ary…

Surah Andininy 122/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 120–124. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers