Taha · 57/135
Fandikana Fanononana — Taha
قَالَ أَجِئْتَنَا لِتُخْرِجَنَا مِنْ أَرْضِنَا بِسِحْرِكَ يَا مُوسَىٰ ۝٥٧
Qaala aji`tanaa litukhri janaa min ardinaa bisihrika yaa Moosa
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy (Faraona) ka nanao hoe : “ Ô ry Mosa ! Moa ve tonga aty Aminay Ianao, mba hamoaka Anay hiala amin’ny taninay amin’ny alalan’ny majikanao ?
🎧 Henoy

📜 Andininy 55-59 — Taha

55۞ مِنْهَا خَلَقْنَاكُمْ وَفِيهَا نُعِيدُكُمْ وَمِنْهَا نُخْرِجُكُمْ تَارَةً أُخْرَىٰ
Avy aminy (tany) no naharianay Anareo, ary avy Aminy no hamerenanay Anareo, ary avy aminy ihany koa no hamoahanay Anareo indray.
56وَلَقَدْ أَرَيْنَاهُ آيَاتِنَا كُلَّهَا فَكَذَّبَ وَأَبَىٰ
Efa nasehonay Azy (Faraona) daholo ireo zava-mahagaga rehetra avy Aminay; saingy nolazainy fa lainga izany, ary nandà Izy.
57قَالَ أَجِئْتَنَا لِتُخْرِجَنَا مِنْ أَرْضِنَا بِسِحْرِكَ يَا مُوسَىٰ
Niteny izy (Faraona) ka nanao hoe : “ Ô ry Mosa ! Moa ve tonga aty Aminay Ianao, mba hamoaka Anay hiala amin’ny taninay amin’ny alalan’ny majikanao ?
58فَلَنَأْتِيَنَّكَ بِسِحْرٍ مِّثْلِهِ فَاجْعَلْ بَيْنَنَا وَبَيْنَكَ مَوْعِدًا لَّا نُخْلِفُهُ نَحْنُ وَلَا أَنتَ مَكَانًا سُوًى
Tena hitondrànay majika mitovy amin’izany koa Ianao, ka aoka Ianao hanome fotoana ho Antsika, ka tsy hisy tsy ho tonga amin’izany, na Izahay na Ianao, eny amin’ny toerana malalaka.
59قَالَ مَوْعِدُكُمْ يَوْمُ الزِّينَةِ وَأَن يُحْشَرَ النَّاسُ ضُحًى
Dia niteny Izy (Mosa) ka nanao hoe : “ Ny fotoana hihaonanareo dia amin’ny Andro fety. Ary aoka amin’ny maraina no hamoriana ny Olona ”.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
57Andininy

Fandikana — Taha 57

Surah Taha Andininy 57 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy (Faraona) ka nanao hoe : “ Ô ry…

Surah Andininy 57/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 55–59. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers