Al-Anbiya · 18/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
بَلْ نَقْذِفُ بِالْحَقِّ عَلَى الْبَاطِلِ فَيَدْمَغُهُ فَإِذَا هُوَ زَاهِقٌ ۚ وَلَكُمُ الْوَيْلُ مِمَّا تَصِفُونَ ۝١٨
Bal naqzifu bilhaqqi `alal baatili fa yadmaghuhoo fa izaa huwa zaahiq; wa lakumul wailu mimmaa tasifoon
📖 Dikany Malagasy
Tsy izany anefa ! Atsipinay hanohitra ny hadisoana ny fahamarinana izay hitelina azy, ary indro izy fa rava. Ary ho aminareo ny loza nohon’ny zavatra izay notanisainareo (mahakasika an'I Allah).
🎧 Henoy

📜 Andininy 16-20 — Al-Anbiya

16وَمَا خَلَقْنَا السَّمَاءَ وَالْأَرْضَ وَمَا بَيْنَهُمَا لَاعِبِينَ
Tsy kilalao no naharianay ny lanitra sy ny tany ary koa izay rehetra eo anelanelan’izy ireo.
17لَوْ أَرَدْنَا أَن نَّتَّخِذَ لَهْوًا لَّاتَّخَذْنَاهُ مِن لَّدُنَّا إِن كُنَّا فَاعِلِينَ
Raha tianay ny hiala voly dia tena notanterahinay taty Aminay ihany izany raha toa hanao izany tokoa Izahay.
18بَلْ نَقْذِفُ بِالْحَقِّ عَلَى الْبَاطِلِ فَيَدْمَغُهُ فَإِذَا هُوَ زَاهِقٌ ۚ وَلَكُمُ الْوَيْلُ مِمَّا تَصِفُونَ
Tsy izany anefa ! Atsipinay hanohitra ny hadisoana ny fahamarinana izay hitelina azy, ary indro izy fa rava. Ary ho aminareo ny loza nohon’ny zavatra izay notanisainareo (mahakasika an'I Allah).
19وَلَهُ مَن فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ وَمَنْ عِندَهُ لَا يَسْتَكْبِرُونَ عَنْ عِبَادَتِهِ وَلَا يَسْتَحْسِرُونَ
Ho Azy irery avokoa izay rehetra any amin’ireo lanitra sy ny tany. Ireo izay eo akaikiny (ireo Anjely) dia tsy manambony tena amin’ny fanompoana Azy, ary tsy mba sasatra izy ireo.
20يُسَبِّحُونَ اللَّيْلَ وَالنَّهَارَ لَا يَفْتُرُونَ
Midera ny voninahiny amin’ny alina sy atoandro tsy an-kijanona mihitsy izy ireo.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
18Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 18

Surah Al-Anbiya Andininy 18 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy izany anefa ! Atsipinay hanohitra ny hadisoana ny fahamarinana…

Surah Andininy 18/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 16–20. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers