Al-Anbiya · 30/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
أَوَلَمْ يَرَ الَّذِينَ كَفَرُوا أَنَّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ كَانَتَا رَتْقًا فَفَتَقْنَاهُمَا ۖ وَجَعَلْنَا مِنَ الْمَاءِ كُلَّ شَيْءٍ حَيٍّ ۖ أَفَلَا يُؤْمِنُونَ ۝٣٠
Awalam yaral lazeena kafarooo annas samaawaati wal arda kaanataa ratqan faftaqnaahumaa wa ja`alnaa minal maaa`i kulla shai`in haiyin afalaa yu`minoon
📖 Dikany Malagasy
Moa ve tsy hitan’ireo izay tsy nino fa nitambatra, hivainga iray ihany ireo lanitra sy ny tany ? Ka nosarahinay roa izany, ary nataonay ho velona avy amin’ny rano ny zava-manan’aina rehetra. Tsy mino izany va ianareo ?

🎧 Henoy


📜 Andininy 28-32 — Al-Anbiya

28يَعْلَمُ مَا بَيْنَ أَيْدِيهِمْ وَمَا خَلْفَهُمْ وَلَا يَشْفَعُونَ إِلَّا لِمَنِ ارْتَضَىٰ وَهُم مِّنْ خَشْيَتِهِ مُشْفِقُونَ
Mahafantatra izay talohan’izy ireo sy izay aorian’izy ireo Izy. Ary tsy afaka manelanelana izy ireo raha tsy amin’izay ankasitrahany, izy ireo dia tena mangovitra nohon'ny fatahorana Azy.
29۞ وَمَن يَقُلْ مِنْهُمْ إِنِّي إِلَٰهٌ مِّن دُونِهِ فَذَٰلِكَ نَجْزِيهِ جَهَنَّمَ ۚ كَذَٰلِكَ نَجْزِي الظَّالِمِينَ
Ary na iza na iza amin’izy ireo miteny hoe :“Tena marina fa izaho no zanahary ankoatr'Azy”. Koa ny valiny omenay azy dia ny afobe ary tahaka izany no hamalinay ireo mpanao ny tsy rariny.
30أَوَلَمْ يَرَ الَّذِينَ كَفَرُوا أَنَّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ كَانَتَا رَتْقًا فَفَتَقْنَاهُمَا ۖ وَجَعَلْنَا مِنَ الْمَاءِ كُلَّ شَيْءٍ حَيٍّ ۖ أَفَلَا يُؤْمِنُونَ
Moa ve tsy hitan’ireo izay tsy nino fa nitambatra, hivainga iray ihany ireo lanitra sy ny tany ? Ka nosarahinay roa izany, ary nataonay ho velona avy amin’ny rano ny zava-manan’aina rehetra. Tsy mino izany va ianareo ?
31وَجَعَلْنَا فِي الْأَرْضِ رَوَاسِيَ أَن تَمِيدَ بِهِمْ وَجَعَلْنَا فِيهَا فِجَاجًا سُبُلًا لَّعَلَّهُمْ يَهْتَدُونَ
Ary nasinay tendrombohitra eo amin’ny tany (ho andry) mba tsy hampihozongozona azy, ary nasinay zohin-dalana maro eo aminy (mba hampiasaina amin’ ny zotra aleha). Angamba ahazo tari-dalana izy ireo.
32وَجَعَلْنَا السَّمَاءَ سَقْفًا مَّحْفُوظًا ۖ وَهُمْ عَنْ آيَاتِهَا مُعْرِضُونَ
Ary nataonay tafo voaaro ny lanitra nefa mbola manohitra ihany izy ireo amin’izany famantarana izany.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
30Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 30

Surah Al-Anbiya Andininy 30 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve tsy hitan’ireo izay tsy nino fa nitambatra, hivainga…

Surah Andininy 30/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 28–32. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers