Al-Anbiya · 53/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
قَالُوا وَجَدْنَا آبَاءَنَا لَهَا عَابِدِينَ ۝٥٣
Qaaloo wajadnaaa aabaaa`anaa lahaa `aabideen
📖 Dikany Malagasy
Namaly izy ireo hoe : efa hitanay nanompo azy ireo ny razambenay.

🎧 Henoy


📜 Andininy 51-55 — Al-Anbiya

51۞ وَلَقَدْ آتَيْنَا إِبْرَاهِيمَ رُشْدَهُ مِن قَبْلُ وَكُنَّا بِهِ عَالِمِينَ
Ary efa nomenay toro-lalana mahitsy i Abrahama teo aloha ary tena mahalala tsara izany Izahay.
52إِذْ قَالَ لِأَبِيهِ وَقَوْمِهِ مَا هَٰذِهِ التَّمَاثِيلُ الَّتِي أَنتُمْ لَهَا عَاكِفُونَ
Raha niteny izy tamin-drainy sy ny vahoakany hoe : “Inona ireto sary vongana izay tena ifikiranareo ireto ?”
53قَالُوا وَجَدْنَا آبَاءَنَا لَهَا عَابِدِينَ
Namaly izy ireo hoe : efa hitanay nanompo azy ireo ny razambenay.
54قَالَ لَقَدْ كُنتُمْ أَنتُمْ وَآبَاؤُكُمْ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Niteny izy hoe : “Marina tokoa, fa ianareo sy ireo razambenareo dia efa tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary”.
55قَالُوا أَجِئْتَنَا بِالْحَقِّ أَمْ أَنتَ مِنَ اللَّاعِبِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Moa tonga eto aminay miaraka amin’ny fahamarinana va ianao ? Sa anisan’ ireo mpananihany ianao ?
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
53Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 53

Surah Al-Anbiya Andininy 53 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Namaly izy ireo hoe : efa hitanay nanompo azy ireo…

Surah Andininy 53/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 51–55. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers