Al-Anbiya · 52/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
إِذْ قَالَ لِأَبِيهِ وَقَوْمِهِ مَا هَٰذِهِ التَّمَاثِيلُ الَّتِي أَنتُمْ لَهَا عَاكِفُونَ ۝٥٢
Iz qaala li abeehi wa qawmihee maa haazihit tamaaseelul lateee antum lahee `aakifoon
📖 Dikany Malagasy
Raha niteny izy tamin-drainy sy ny vahoakany hoe : “Inona ireto sary vongana izay tena ifikiranareo ireto ?”

🎧 Henoy


📜 Andininy 50-54 — Al-Anbiya

50وَهَٰذَا ذِكْرٌ مُّبَارَكٌ أَنزَلْنَاهُ ۚ أَفَأَنتُمْ لَهُ مُنكِرُونَ
Ary ity (koro’any) ity dia fampahatsiahivana feno fahasoavana nampidininay, ka moa ve handà izany ianareo ?
51۞ وَلَقَدْ آتَيْنَا إِبْرَاهِيمَ رُشْدَهُ مِن قَبْلُ وَكُنَّا بِهِ عَالِمِينَ
Ary efa nomenay toro-lalana mahitsy i Abrahama teo aloha ary tena mahalala tsara izany Izahay.
52إِذْ قَالَ لِأَبِيهِ وَقَوْمِهِ مَا هَٰذِهِ التَّمَاثِيلُ الَّتِي أَنتُمْ لَهَا عَاكِفُونَ
Raha niteny izy tamin-drainy sy ny vahoakany hoe : “Inona ireto sary vongana izay tena ifikiranareo ireto ?”
53قَالُوا وَجَدْنَا آبَاءَنَا لَهَا عَابِدِينَ
Namaly izy ireo hoe : efa hitanay nanompo azy ireo ny razambenay.
54قَالَ لَقَدْ كُنتُمْ أَنتُمْ وَآبَاؤُكُمْ فِي ضَلَالٍ مُّبِينٍ
Niteny izy hoe : “Marina tokoa, fa ianareo sy ireo razambenareo dia efa tena ao anatin’ny fahaverezana miharihary”.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
52Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 52

Surah Al-Anbiya Andininy 52 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Raha niteny izy tamin-drainy sy ny vahoakany hoe : “Inona…

Surah Andininy 52/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 50–54. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers