Al-Anbiya · 69/112
Fandikana Fanononana — Surah Al-Anbiya
قُلْنَا يَا نَارُ كُونِي بَرْدًا وَسَلَامًا عَلَىٰ إِبْرَاهِيمَ ۝٦٩
Qulnaa yaa naaru koonee bardanw wa salaaman `alaaa Ibraaheem
📖 Dikany Malagasy
Niteny Izahay hoe : “Ry afo, Meteza ianao ho mangatsiatsiaka sy fandriampahalemana amin’i Abrahama”!

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 67-71 — Surah Al-Anbiya

67أُفٍّ لَّكُمْ وَلِمَا تَعْبُدُونَ مِن دُونِ اللَّهِ ۖ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
“Eisy e ! Ity ianareo sy izay tompoinareo ankoatr'I Allah ! Tsy mba mandinika va ianareo ?”
68قَالُوا حَرِّقُوهُ وَانصُرُوا آلِهَتَكُمْ إِن كُنتُمْ فَاعِلِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Doroinareo izy ! Ary ampandresenareo ny zanaharinareo, raha tena hihetsika ianareo”.
69قُلْنَا يَا نَارُ كُونِي بَرْدًا وَسَلَامًا عَلَىٰ إِبْرَاهِيمَ
Niteny Izahay hoe : “Ry afo, Meteza ianao ho mangatsiatsiaka sy fandriampahalemana amin’i Abrahama”!
70وَأَرَادُوا بِهِ كَيْدًا فَجَعَلْنَاهُمُ الْأَخْسَرِينَ
Dia naniry ny hanao teti-dratsy taminy izy ireo, nefa izy ireo no tena nataonay maty antoka indrindra.
71وَنَجَّيْنَاهُ وَلُوطًا إِلَى الْأَرْضِ الَّتِي بَارَكْنَا فِيهَا لِلْعَالَمِينَ
Ary navotanay izy, sy i Lota ihany koa, nankany amin’ny tany izay nosoavinay ao anatiny ho an’izao tontolo izao.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
69Andininy

Fandikana — Al-Anbiya 69

Surah Al-Anbiya Andininy 69 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny Izahay hoe : “Ry afo, Meteza ianao ho mangatsiatsiaka…

Surah Andininy 69/112 — Surah Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Anbiya Henoy, Surah Al-Anbiya Fandikana, Surah Al-Anbiya mp3, Surah Al-Anbiya pdf. Andininy 67–71. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers