Al-Anbiya · 90/112
Fandikana Fanononana — Al-Anbiya
فَاسْتَجَبْنَا لَهُ وَوَهَبْنَا لَهُ يَحْيَىٰ وَأَصْلَحْنَا لَهُ زَوْجَهُ ۚ إِنَّهُمْ كَانُوا يُسَارِعُونَ فِي الْخَيْرَاتِ وَيَدْعُونَنَا رَغَبًا وَرَهَبًا ۖ وَكَانُوا لَنَا خَاشِعِينَ ٩٠
Transliteration
Fastajabnaa lahoo wa wahabnaa lahoo Yahyaa Wa aslahnaa lahoo zawjah; innahum kaanoo yusaari`oona fil khairaati wa yad`oonanaa raghabanw wa rahabaa; wa kaanoo lanaa khaashi`een
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Novalianay ny fangatahany ka nomenay an'i Jaona izy ary nataony hifanambina aminy ny vadiny (nomenay zanaka). Marina fa nihazakazaka tamin'ny fanaovana ny tsara izy ireo, ary nitalaho taminay amim-pitiavana sy amim-patahorana. Ary nanetri-tena teo anatrehanay izy ireo.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 88-92 — Al-Anbiya
88فَاسْتَجَبْنَا لَهُ وَنَجَّيْنَاهُ مِنَ الْغَمِّ ۚ وَكَذَٰلِكَ نُنجِي الْمُؤْمِنِينَ
Novalianay ny fangatahany, ary navotanay izy tamin'ny fahoriana izay nianjady taminy. Ary toy izany no hanavotanay ireo mpino.
89وَزَكَرِيَّا إِذْ نَادَىٰ رَبَّهُ رَبِّ لَا تَذَرْنِي فَرْدًا وَأَنتَ خَيْرُ الْوَارِثِينَ
Ary i Zakaria, raha nitalaho tamin’ny Tompony izy hoe : “Tompo o ! Aza avelanao ho irery aho, fa Ianao no mendrika indrindra amin’ireo mpandova !”
90فَاسْتَجَبْنَا لَهُ وَوَهَبْنَا لَهُ يَحْيَىٰ وَأَصْلَحْنَا لَهُ زَوْجَهُ ۚ إِنَّهُمْ كَانُوا يُسَارِعُونَ فِي الْخَيْرَاتِ وَيَدْعُونَنَا رَغَبًا وَرَهَبًا ۖ وَكَانُوا لَنَا خَاشِعِينَ
Novalianay ny fangatahany ka nomenay an'i Jaona izy ary nataony hifanambina aminy ny vadiny (nomenay zanaka). Marina fa nihazakazaka tamin'ny fanaovana ny tsara izy ireo, ary nitalaho taminay amim-pitiavana sy amim-patahorana. Ary nanetri-tena teo anatrehanay izy ireo.
91وَالَّتِي أَحْصَنَتْ فَرْجَهَا فَنَفَخْنَا فِيهَا مِن رُّوحِنَا وَجَعَلْنَاهَا وَابْنَهَا آيَةً لِّلْعَالَمِينَ
Ary ilay vehivavy nanaja ny maha virijiny azy (Maria) ka notsofinay tao aminy ny fanahy avy tminay. Ary nataonay ho famantarana (fahagagana) ho an’izao tontolo izao izy sy ny zanany.
92إِنَّ هَٰذِهِ أُمَّتُكُمْ أُمَّةً وَاحِدَةً وَأَنَا رَبُّكُمْ فَاعْبُدُونِ
Tena marina, fa ity vahoakanareo ity dia vahoaka iray ihany, ka Izaho no Tomponareo, koa Tompoinareo Aho.
Al-AnbiyaFizahan-takila Koraña
112Andininy
MeccanRevelation
90Andininy
Fandikana — Al-Anbiya 90
Surah Al-Anbiya Andininy 90 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Novalianay ny fangatahany ka nomenay an'i Jaona izy ary nataony…Surah Andininy 90/112 — Al-Anbiya الأنبياء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anbiya Henoy, Al-Anbiya Fandikana, Al-Anbiya mp3, Al-Anbiya pdf. Andininy 88–92. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








