Al-Furqan · 61/77
Fandikana Fanononana — Surah Al-Furqan
تَبَارَكَ الَّذِي جَعَلَ فِي السَّمَاءِ بُرُوجًا وَجَعَلَ فِيهَا سِرَاجًا وَقَمَرًا مُّنِيرًا ٦١
Transliteration
Tabaarakal lazee ja`ala fis samaaa`i buroojanw wa ja`ala feehaa siraajanw wa qamaram muneeraa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ankalazaina anie Ilay nametraka ireo antokon-kintana eny amin’ny lanitra, ary nametraka jiro eo aminy sy volana mpanazava.
Additional reference in Kiswahili
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
0:00
0:00
📜 Andininy 59-63 — Surah Al-Furqan
59الَّذِي خَلَقَ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضَ وَمَا بَيْنَهُمَا فِي سِتَّةِ أَيَّامٍ ثُمَّ اسْتَوَىٰ عَلَى الْعَرْشِ ۚ الرَّحْمَٰنُ فَاسْأَلْ بِهِ خَبِيرًا
Izay nahary ireo lanitra sy ny tany sy izay rehetra eo anelanelan’izy roa, nandritra ny enina andro. Avy eo nitoetra amin’ny Seza fiandrianana Izy, Ilay be Fiantrana, ka anontanio ny momba Azy amin’izay manam-pahalalana.
60وَإِذَا قِيلَ لَهُمُ اسْجُدُوا لِلرَّحْمَٰنِ قَالُوا وَمَا الرَّحْمَٰنُ أَنَسْجُدُ لِمَا تَأْمُرُنَا وَزَادَهُمْ نُفُورًا ۩
Ary rehefa tenenina izy Ireo hoe : “Miankohofa amin’ilay be Fiantrana ianareo”, dia miteny izy ireo hoe : “Ary iza moa izany be Fiantrana izany ? Moa hiankohoka eo anatrehan’izay andidianao anay ve izahay ?” Ary vao maika nampitombo ny fankahalan’izy ireo izany.
61تَبَارَكَ الَّذِي جَعَلَ فِي السَّمَاءِ بُرُوجًا وَجَعَلَ فِيهَا سِرَاجًا وَقَمَرًا مُّنِيرًا
Ankalazaina anie Ilay nametraka ireo antokon-kintana eny amin’ny lanitra, ary nametraka jiro eo aminy sy volana mpanazava.
62وَهُوَ الَّذِي جَعَلَ اللَّيْلَ وَالنَّهَارَ خِلْفَةً لِّمَنْ أَرَادَ أَن يَذَّكَّرَ أَوْ أَرَادَ شُكُورًا
Ary Izy no nanao ny alina sy ny antoandro hifandimby, ho an’izay te-hahatsiaro (Azy) na koa te-haneho fankasitrahana.
63وَعِبَادُ الرَّحْمَٰنِ الَّذِينَ يَمْشُونَ عَلَى الْأَرْضِ هَوْنًا وَإِذَا خَاطَبَهُمُ الْجَاهِلُونَ قَالُوا سَلَامًا
Ary ireo mpanompon’Ilay be Fiantrana, dia ireo izay mandeha am-panetren-tena eny ambonin’ny tany, ary rehefa miresaka amin’izy ireo ireo tsy manam-pahalalana dia miteny izy ireo hoe : “Fandriam-pahalemana.”
Al-FurqanFizahan-takila Koraña
77Andininy
MeccanRevelation
61Andininy
Fandikana — Al-Furqan 61
Surah Al-Furqan Andininy 61 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ankalazaina anie Ilay nametraka ireo antokon-kintana eny amin’ny lanitra, ary…Surah Andininy 61/77 — Surah Al-Furqan الفرقان (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Furqan Henoy, Surah Al-Furqan Fandikana, Surah Al-Furqan mp3, Surah Al-Furqan pdf. Andininy 59–63. Dikany Malagasy: Kiswahili.
Surah Al-Furqan
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, September 29, 2026
Don't forget us in your sincere prayers


