Ash-Shu'ara · 40/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
لَعَلَّنَا نَتَّبِعُ السَّحَرَةَ إِن كَانُوا هُمُ الْغَالِبِينَ ۝٤٠
La`allanaa nattabi`us saharata in kaanoo humul ghaalibeen
📖 Dikany Malagasy
Angamba hanaraka ireo mpanao majika isika raha izy ireo no mivoaka mpandresy.

🎧 Henoy


📜 Andininy 38-42 — Surah Ash-Shu'ara

38فَجُمِعَ السَّحَرَةُ لِمِيقَاتِ يَوْمٍ مَّعْلُومٍ
Ka dia navory ireo mpanao majika, ho amin’ny fotoana, amin’ilay andro voatondro.
39وَقِيلَ لِلنَّاسِ هَلْ أَنتُم مُّجْتَمِعُونَ
Ary notenenina ireo olona hoe : “Moa ve hivory ianareo ?”
40لَعَلَّنَا نَتَّبِعُ السَّحَرَةَ إِن كَانُوا هُمُ الْغَالِبِينَ
Angamba hanaraka ireo mpanao majika isika raha izy ireo no mivoaka mpandresy.
41فَلَمَّا جَاءَ السَّحَرَةُ قَالُوا لِفِرْعَوْنَ أَئِنَّ لَنَا لَأَجْرًا إِن كُنَّا نَحْنُ الْغَالِبِينَ
Ka rehefa tonga ireo mpanao majika dia niteny izy ireo tamin’i Faraona hoe : “Moa ve tena hisy valisoa marina ho anay, raha izahay no mivoaka ho mpandresy ?”
42قَالَ نَعَمْ وَإِنَّكُمْ إِذًا لَّمِنَ الْمُقَرَّبِينَ
Niteny izy (Faraona) hoe : “Eny ! Ary tena ho isan’ireo akaiky ahy ianareo”.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
40Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 40

Surah Ash-Shu'ara Andininy 40 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Angamba hanaraka ireo mpanao majika isika raha izy ireo no…

Surah Andininy 40/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 38–42. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers