Ash-Shu'ara · 39/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَقِيلَ لِلنَّاسِ هَلْ أَنتُم مُّجْتَمِعُونَ ۝٣٩
Wa qeela linnaasi hal antum mujtami`oon
📖 Dikany Malagasy
Ary notenenina ireo olona hoe : “Moa ve hivory ianareo ?”

🎧 Henoy


📜 Andininy 37-41 — Surah Ash-Shu'ara

37يَأْتُوكَ بِكُلِّ سَحَّارٍ عَلِيمٍ
Ka ho tonga eo aminao izy ireo miaraka amin’ireo mpanao majika avo lenta tena mahay.
38فَجُمِعَ السَّحَرَةُ لِمِيقَاتِ يَوْمٍ مَّعْلُومٍ
Ka dia navory ireo mpanao majika, ho amin’ny fotoana, amin’ilay andro voatondro.
39وَقِيلَ لِلنَّاسِ هَلْ أَنتُم مُّجْتَمِعُونَ
Ary notenenina ireo olona hoe : “Moa ve hivory ianareo ?”
40لَعَلَّنَا نَتَّبِعُ السَّحَرَةَ إِن كَانُوا هُمُ الْغَالِبِينَ
Angamba hanaraka ireo mpanao majika isika raha izy ireo no mivoaka mpandresy.
41فَلَمَّا جَاءَ السَّحَرَةُ قَالُوا لِفِرْعَوْنَ أَئِنَّ لَنَا لَأَجْرًا إِن كُنَّا نَحْنُ الْغَالِبِينَ
Ka rehefa tonga ireo mpanao majika dia niteny izy ireo tamin’i Faraona hoe : “Moa ve tena hisy valisoa marina ho anay, raha izahay no mivoaka ho mpandresy ?”
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
39Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 39

Surah Ash-Shu'ara Andininy 39 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary notenenina ireo olona hoe : “Moa ve hivory ianareo…

Surah Andininy 39/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 37–41. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers