Ash-Shu'ara · 48/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
رَبِّ مُوسَىٰ وَهَارُونَ ۝٤٨
Rabbi Moosaa wa Haaroon
📖 Dikany Malagasy
Tompon’i Mosesy sy Harona.
🎧 Henoy

📜 Andininy 46-50 — Ash-Shu'ara

46فَأُلْقِيَ السَّحَرَةُ سَاجِدِينَ
Tamin’izay dia niantoraka niankohoka ireo mpanao majika.
47قَالُوا آمَنَّا بِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Mino an’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay".
48رَبِّ مُوسَىٰ وَهَارُونَ
Tompon’i Mosesy sy Harona.
49قَالَ آمَنتُمْ لَهُ قَبْلَ أَنْ آذَنَ لَكُمْ ۖ إِنَّهُ لَكَبِيرُكُمُ الَّذِي عَلَّمَكُمُ السِّحْرَ فَلَسَوْفَ تَعْلَمُونَ ۚ لَأُقَطِّعَنَّ أَيْدِيَكُمْ وَأَرْجُلَكُم مِّنْ خِلَافٍ وَلَأُصَلِّبَنَّكُمْ أَجْمَعِينَ
Niteny izy (Faraona) hoe : “Nino azy ve ianareo, alohan’ny hanomezako alalana anareo ? Tena marina fa izy no lehibenareo izay nampianatra anareo ny majika ; ka ho fantatrareo tsy ho ela ! Tena ho tapahiko ny tananareo sy ny tongotrareo izay mifanohitra amin’ny andaniny avy, ary ho fantsihiko amin’ny hazo ianareo rehetra”.
50قَالُوا لَا ضَيْرَ ۖ إِنَّا إِلَىٰ رَبِّنَا مُنقَلِبُونَ
Niteny izy ireo hoe : “Tsy misy maharatsy izany ! Marina fa any amin’ny Tomponay no hiverenanay"
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
48Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 48

Surah Ash-Shu'ara Andininy 48 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tompon’i Mosesy sy Harona.

Surah Andininy 48/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 46–50. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers