Ash-Shu'ara · 47/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
قَالُوا آمَنَّا بِرَبِّ الْعَالَمِينَ ۝٤٧
Qaalooo aamannaa bi Rabbil `aalameen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy ireo hoe : “Mino an’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay".

🎧 Henoy


📜 Andininy 45-49 — Surah Ash-Shu'ara

45فَأَلْقَىٰ مُوسَىٰ عَصَاهُ فَإِذَا هِيَ تَلْقَفُ مَا يَأْفِكُونَ
Avy eo dia natsipin’i Mosesy ny tehiny, dia indro izy fa mitsaingoka izay rehetra noforonin’izy ireo.
46فَأُلْقِيَ السَّحَرَةُ سَاجِدِينَ
Tamin’izay dia niantoraka niankohoka ireo mpanao majika.
47قَالُوا آمَنَّا بِرَبِّ الْعَالَمِينَ
Niteny izy ireo hoe : “Mino an’ny Tompon’izao Tontolo izao izahay".
48رَبِّ مُوسَىٰ وَهَارُونَ
Tompon’i Mosesy sy Harona.
49قَالَ آمَنتُمْ لَهُ قَبْلَ أَنْ آذَنَ لَكُمْ ۖ إِنَّهُ لَكَبِيرُكُمُ الَّذِي عَلَّمَكُمُ السِّحْرَ فَلَسَوْفَ تَعْلَمُونَ ۚ لَأُقَطِّعَنَّ أَيْدِيَكُمْ وَأَرْجُلَكُم مِّنْ خِلَافٍ وَلَأُصَلِّبَنَّكُمْ أَجْمَعِينَ
Niteny izy (Faraona) hoe : “Nino azy ve ianareo, alohan’ny hanomezako alalana anareo ? Tena marina fa izy no lehibenareo izay nampianatra anareo ny majika ; ka ho fantatrareo tsy ho ela ! Tena ho tapahiko ny tananareo sy ny tongotrareo izay mifanohitra amin’ny andaniny avy, ary ho fantsihiko amin’ny hazo ianareo rehetra”.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
47Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 47

Surah Ash-Shu'ara Andininy 47 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy ireo hoe : “Mino an’ny Tompon’izao Tontolo izao…

Surah Andininy 47/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 45–49. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers