Ash-Shu'ara · 58/227
Fandikana Fanononana — Ash-Shu'ara
وَكُنُوزٍ وَمَقَامٍ كَرِيمٍ ۝٥٨
Wa kunoozinw wa ma qaamin kareem
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo harena sarobidy sy ny toerana mendrika.

🎧 Henoy


📜 Andininy 56-60 — Ash-Shu'ara

56وَإِنَّا لَجَمِيعٌ حَاذِرُونَ
Ary isika rehetra kosa dia fatra mpitandrina.
57فَأَخْرَجْنَاهُم مِّن جَنَّاتٍ وَعُيُونٍ
Ka navoakanay izy ireo avy tamin’ireo zaridaina sy ireo loharano.
58وَكُنُوزٍ وَمَقَامٍ كَرِيمٍ
Ary ireo harena sarobidy sy ny toerana mendrika.
59كَذَٰلِكَ وَأَوْرَثْنَاهَا بَنِي إِسْرَائِيلَ
Tahaka izany ! Ary dia nampandovanay ireo zanak’Israely izany (rehetra izany).
60فَأَتْبَعُوهُم مُّشْرِقِينَ
Nanenjika azy ireo izy ireo rehefa niposaka ny masoandro.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
58Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 58

Surah Ash-Shu'ara Andininy 58 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo harena sarobidy sy ny toerana mendrika.

Surah Andininy 58/227 — Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shu'ara Henoy, Ash-Shu'ara Fandikana, Ash-Shu'ara mp3, Ash-Shu'ara pdf. Andininy 56–60. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers