Ash-Shu'ara · 57/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
فَأَخْرَجْنَاهُم مِّن جَنَّاتٍ وَعُيُونٍ ۝٥٧
Fa akhrajnaahum min Jannaatinw wa `uyoon
📖 Dikany Malagasy
Ka navoakanay izy ireo avy tamin’ireo zaridaina sy ireo loharano.

🎧 Henoy


📜 Andininy 55-59 — Surah Ash-Shu'ara

55وَإِنَّهُمْ لَنَا لَغَائِظُونَ
Nefa izy ireo dia mahatezitra anay.
56وَإِنَّا لَجَمِيعٌ حَاذِرُونَ
Ary isika rehetra kosa dia fatra mpitandrina.
57فَأَخْرَجْنَاهُم مِّن جَنَّاتٍ وَعُيُونٍ
Ka navoakanay izy ireo avy tamin’ireo zaridaina sy ireo loharano.
58وَكُنُوزٍ وَمَقَامٍ كَرِيمٍ
Ary ireo harena sarobidy sy ny toerana mendrika.
59كَذَٰلِكَ وَأَوْرَثْنَاهَا بَنِي إِسْرَائِيلَ
Tahaka izany ! Ary dia nampandovanay ireo zanak’Israely izany (rehetra izany).
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
57Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 57

Surah Ash-Shu'ara Andininy 57 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka navoakanay izy ireo avy tamin’ireo zaridaina sy ireo loharano.

Surah Andininy 57/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 55–59. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers