Ash-Shu'ara · 62/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
قَالَ كَلَّا ۖ إِنَّ مَعِيَ رَبِّي سَيَهْدِينِ ۝٦٢
Qaala kallaaa inna ma`iya Rabbee sa yahdeen
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy (Mosa) hoe : “Tsia! Tena miaraka amiko ny Tompoko, ka hitari-dalana ahy Izy”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 60-64 — Surah Ash-Shu'ara

60فَأَتْبَعُوهُم مُّشْرِقِينَ
Nanenjika azy ireo izy ireo rehefa niposaka ny masoandro.
61فَلَمَّا تَرَاءَى الْجَمْعَانِ قَالَ أَصْحَابُ مُوسَىٰ إِنَّا لَمُدْرَكُونَ
Avy eo, rehefa nifampitazana ny andiany roa, dia niteny ireo olon’i Mosesy hoe : “Marina fa efa ho tratra tokoa isika”.
62قَالَ كَلَّا ۖ إِنَّ مَعِيَ رَبِّي سَيَهْدِينِ
Niteny izy (Mosa) hoe : “Tsia! Tena miaraka amiko ny Tompoko, ka hitari-dalana ahy Izy”.
63فَأَوْحَيْنَا إِلَىٰ مُوسَىٰ أَنِ اضْرِب بِّعَصَاكَ الْبَحْرَ ۖ فَانفَلَقَ فَكَانَ كُلُّ فِرْقٍ كَالطَّوْدِ الْعَظِيمِ
Ka nandefa fanambarana tamin’i Mosesy Izahay hoe : “Kapohy amin’ny tehinao ny ranomasina”. Dia nizara roa izany, ka toy ny tendrombohitra lehibe avo ny andaniny sy ny ankilany.
64وَأَزْلَفْنَا ثَمَّ الْآخَرِينَ
Ary nampanatoninay ny sasany (Faraona sy ny vahoakany)
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
62Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 62

Surah Ash-Shu'ara Andininy 62 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy (Mosa) hoe : “Tsia! Tena miaraka amiko ny…

Surah Andininy 62/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 60–64. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers