Ash-Shu'ara · 67/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ ۝٦٧
Inna fee zaalika la Aayaah; wa maa kaana aksaru hu mu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Marina fa amin’izany dia misy fahagagana tokoa, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mpino.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 65-69 — Surah Ash-Shu'ara

65وَأَنجَيْنَا مُوسَىٰ وَمَن مَّعَهُ أَجْمَعِينَ
Fa navotanay i Mosesy sy ireo izay niaraka taminy rehetra.
66ثُمَّ أَغْرَقْنَا الْآخَرِينَ
Avy eo dia narendrikay ireo sasany.
67إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ
Marina fa amin’izany dia misy fahagagana tokoa, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mpino.
68وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
69وَاتْلُ عَلَيْهِمْ نَبَأَ إِبْرَاهِيمَ
Ary vakio amin’izy ireo ny vaovaon’i (tantaran’i) Abrahama.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
67Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 67

Surah Ash-Shu'ara Andininy 67 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa amin’izany dia misy fahagagana tokoa, nefa ny ankamaroan’izy…

Surah Andininy 67/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 65–69. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers