Ash-Shu'ara · 66/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
ثُمَّ أَغْرَقْنَا الْآخَرِينَ ۝٦٦
Summa aghraqnal aakhareen
📖 Dikany Malagasy
Avy eo dia narendrikay ireo sasany.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 64-68 — Surah Ash-Shu'ara

64وَأَزْلَفْنَا ثَمَّ الْآخَرِينَ
Ary nampanatoninay ny sasany (Faraona sy ny vahoakany)
65وَأَنجَيْنَا مُوسَىٰ وَمَن مَّعَهُ أَجْمَعِينَ
Fa navotanay i Mosesy sy ireo izay niaraka taminy rehetra.
66ثُمَّ أَغْرَقْنَا الْآخَرِينَ
Avy eo dia narendrikay ireo sasany.
67إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَةً ۖ وَمَا كَانَ أَكْثَرُهُم مُّؤْمِنِينَ
Marina fa amin’izany dia misy fahagagana tokoa, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mpino.
68وَإِنَّ رَبَّكَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الرَّحِيمُ
Ary marina fa ny Tomponao, Izy no ilay Tsitoha, ilay be indrafo.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
66Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 66

Surah Ash-Shu'ara Andininy 66 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Avy eo dia narendrikay ireo sasany.

Surah Andininy 66/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 64–68. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers