Ash-Shu'ara · 86/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَاغْفِرْ لِأَبِي إِنَّهُ كَانَ مِنَ الضَّالِّينَ ۝٨٦
Waghfir li abeee innahoo kaana mind daalleen
📖 Dikany Malagasy
Ary mamelà ny heloky ny raiko, satria izy dia tena anisan’ireo very lalana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 84-88 — Surah Ash-Shu'ara

84وَاجْعَل لِّي لِسَانَ صِدْقٍ فِي الْآخِرِينَ
Omeo laza tsara aho amin’ireo taranaka amam-para any aoriana.
85وَاجْعَلْنِي مِن وَرَثَةِ جَنَّةِ النَّعِيمِ
Ary ataovy an’isan’ireo mpandova ny Paradisan’ny «Na’ìm» (fahafinaretana) aho.
86وَاغْفِرْ لِأَبِي إِنَّهُ كَانَ مِنَ الضَّالِّينَ
Ary mamelà ny heloky ny raiko, satria izy dia tena anisan’ireo very lalana.
87وَلَا تُخْزِنِي يَوْمَ يُبْعَثُونَ
Ary aza alaina baraka aho amin’ny andro hampitsanganana ireo maty.
88يَوْمَ لَا يَنفَعُ مَالٌ وَلَا بَنُونَ
Amin’ny andro izay tsy hitera-boka-tsoa, na ny harena na ny zanaka.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
86Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 86

Surah Ash-Shu'ara Andininy 86 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary mamelà ny heloky ny raiko, satria izy dia tena…

Surah Andininy 86/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 84–88. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers