Ash-Shu'ara · 85/227
Fandikana Fanononana — Surah Ash-Shu'ara
وَاجْعَلْنِي مِن وَرَثَةِ جَنَّةِ النَّعِيمِ ۝٨٥
Waj`alnee minw warasati Jannnatin Na`eem
📖 Dikany Malagasy
Ary ataovy an’isan’ireo mpandova ny Paradisan’ny «Na’ìm» (fahafinaretana) aho.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 83-87 — Surah Ash-Shu'ara

83رَبِّ هَبْ لِي حُكْمًا وَأَلْحِقْنِي بِالصَّالِحِينَ
Tompo ô ! Omeo fahendrena aho, ary ataovy miaraka amin’ireo olo-mendrika.
84وَاجْعَل لِّي لِسَانَ صِدْقٍ فِي الْآخِرِينَ
Omeo laza tsara aho amin’ireo taranaka amam-para any aoriana.
85وَاجْعَلْنِي مِن وَرَثَةِ جَنَّةِ النَّعِيمِ
Ary ataovy an’isan’ireo mpandova ny Paradisan’ny «Na’ìm» (fahafinaretana) aho.
86وَاغْفِرْ لِأَبِي إِنَّهُ كَانَ مِنَ الضَّالِّينَ
Ary mamelà ny heloky ny raiko, satria izy dia tena anisan’ireo very lalana.
87وَلَا تُخْزِنِي يَوْمَ يُبْعَثُونَ
Ary aza alaina baraka aho amin’ny andro hampitsanganana ireo maty.
Ash-Shu'araFizahan-takila Koraña
227Andininy
MeccanRevelation
85Andininy

Fandikana — Ash-Shu'ara 85

Surah Ash-Shu'ara Andininy 85 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ataovy an’isan’ireo mpandova ny Paradisan’ny «Na’ìm» (fahafinaretana) aho.

Surah Andininy 85/227 — Surah Ash-Shu'ara الشعراء (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ash-Shu'ara Henoy, Surah Ash-Shu'ara Fandikana, Surah Ash-Shu'ara mp3, Surah Ash-Shu'ara pdf. Andininy 83–87. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers