Iloaran'i Imrana · 173/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
الَّذِينَ قَالَ لَهُمُ النَّاسُ إِنَّ النَّاسَ قَدْ جَمَعُوا لَكُمْ فَاخْشَوْهُمْ فَزَادَهُمْ إِيمَانًا وَقَالُوا حَسْبُنَا اللَّهُ وَنِعْمَ الْوَكِيلُ ١٧٣
Transliteration
Allazeena qaala lahumun naasu innan naasa qad jama`oo lakum fakhshawhuin fazaadahum eemaannanwa wa qaaloo hasbunal laahu wa ni`malwakeel
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay notenenin’ny Olona hoe : “ Tena marina fa ny Olona rehetra dia efa navory hanohitra Anareo, ka matahora azy ireo Ianareo ”. Nampitombo ny finoan’izy ireo anefa izany, ary niteny izy ireo ka nanao hoe : " Ampy Anay i Allah, ary Izy no mpiantoka mendrika indrindra ”.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 171-175 — Iloaran'i Imrana
171۞ يَسْتَبْشِرُونَ بِنِعْمَةٍ مِّنَ اللَّهِ وَفَضْلٍ وَأَنَّ اللَّهَ لَا يُضِيعُ أَجْرَ الْمُؤْمِنِينَ
Faly izy ireo tamin’ny fahasoavana avy amin’i Allah sy ny tombontsoa, ary i Allah dia tsy manary mihitsy ny valin’asan’ireo mpino.
172الَّذِينَ اسْتَجَابُوا لِلَّهِ وَالرَّسُولِ مِن بَعْدِ مَا أَصَابَهُمُ الْقَرْحُ ۚ لِلَّذِينَ أَحْسَنُوا مِنْهُمْ وَاتَّقَوْا أَجْرٌ عَظِيمٌ
Ireo izay namaly ny antson’i Allah sy ilay Iraka, taorian’ny fahavoazana nanjò azy ireo, ho an’ireo izay nanao asa soa tamin’izy ireo, sy nanam-patahorana ny valisoa lehibe.
173الَّذِينَ قَالَ لَهُمُ النَّاسُ إِنَّ النَّاسَ قَدْ جَمَعُوا لَكُمْ فَاخْشَوْهُمْ فَزَادَهُمْ إِيمَانًا وَقَالُوا حَسْبُنَا اللَّهُ وَنِعْمَ الْوَكِيلُ
Ireo izay notenenin’ny Olona hoe : “ Tena marina fa ny Olona rehetra dia efa navory hanohitra Anareo, ka matahora azy ireo Ianareo ”. Nampitombo ny finoan’izy ireo anefa izany, ary niteny izy ireo ka nanao hoe : " Ampy Anay i Allah, ary Izy no mpiantoka mendrika indrindra ”.
174فَانقَلَبُوا بِنِعْمَةٍ مِّنَ اللَّهِ وَفَضْلٍ لَّمْ يَمْسَسْهُمْ سُوءٌ وَاتَّبَعُوا رِضْوَانَ اللَّهِ ۗ وَاللَّهُ ذُو فَضْلٍ عَظِيمٍ
Niverina izy ireo mbamin’ny fahasoavana avy amin’i Allah sy ny tombontsoa. Tsy misy ratsy nanjò azy ireo, ary nanaraka izay nahafapo an’i Allah izy ireo. Ary i Allah dia Tompom-pahasoavana lehibe.
175إِنَّمَا ذَٰلِكُمُ الشَّيْطَانُ يُخَوِّفُ أَوْلِيَاءَهُ فَلَا تَخَافُوهُمْ وَخَافُونِ إِن كُنتُم مُّؤْمِنِينَ
Tena marina fa ny satana no mampatahotra Anareo amin’ireo sakaizany, ka aza matahotra azy ireo Ianareo, fa Izaho no Atahorinareo, raha tena mpino tokoa Ianareo.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
173Andininy
Fandikana — Iloaran'i Imrana 173
Surah Iloaran'i Imrana Andininy 173 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay notenenin’ny Olona hoe : “ Tena marina fa…Surah Andininy 173/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 171–175. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








