Iloaran'i Imrana · 82/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
فَمَن تَوَلَّىٰ بَعْدَ ذَٰلِكَ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْفَاسِقُونَ ٨٢
Transliteration
Faman tawallaa ba`da zaalika fa ulaaa`ika humul faasiqoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ka izay mivadika aorian’izany... dia izy ireny tokoa no tena mpanao ratsy.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 80-84 — Iloaran'i Imrana
80وَلَا يَأْمُرَكُمْ أَن تَتَّخِذُوا الْمَلَائِكَةَ وَالنَّبِيِّينَ أَرْبَابًا ۗ أَيَأْمُرُكُم بِالْكُفْرِ بَعْدَ إِذْ أَنتُم مُّسْلِمُونَ
Ary tsy hampirisika anareo velively handray ireo Anjely, na koa ireo Irak’Allah ho toy ireo tompo izy. Moa va hampirisika anareo amin’ny tsy finoana izy, taorian’ny nahampanolotena anareo?
81وَإِذْ أَخَذَ اللَّهُ مِيثَاقَ النَّبِيِّينَ لَمَا آتَيْتُكُم مِّن كِتَابٍ وَحِكْمَةٍ ثُمَّ جَاءَكُمْ رَسُولٌ مُّصَدِّقٌ لِّمَا مَعَكُمْ لَتُؤْمِنُنَّ بِهِ وَلَتَنصُرُنَّهُ ۚ قَالَ أَأَقْرَرْتُمْ وَأَخَذْتُمْ عَلَىٰ ذَٰلِكُمْ إِصْرِي ۖ قَالُوا أَقْرَرْنَا ۚ قَالَ فَاشْهَدُوا وَأَنَا مَعَكُم مِّنَ الشَّاهِدِينَ
Ary rehefa noraisin’i Allah ny faneken’ireo Mpaminany ny amin'ny hoe : “ Isaka ny manome Boky sy fahendrena ho Anareo Aho, ary avy eo, misy Iraka tonga Aminareo, hanamarina izay efa teo Aminareo, dia tsy maintsy hino azy Ianareo, ary tsy maintsy hanampy Azy. Ka niteny Izy nanao hoe : “ Ekenareo ve sy Ankatoavinareo amin’izany ve ny fifanekena Amiko ? ” Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Ekenay izany ”. Niteny Izy ka nanao hoe : " Mitsangàna ho vavolombelona àry Ianareo. Ary Izaho koa ho anisan’ny vavolombelona, miaraka Aminareo ".
82فَمَن تَوَلَّىٰ بَعْدَ ذَٰلِكَ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْفَاسِقُونَ
Ka izay mivadika aorian’izany... dia izy ireny tokoa no tena mpanao ratsy.
83أَفَغَيْرَ دِينِ اللَّهِ يَبْغُونَ وَلَهُ أَسْلَمَ مَن فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ طَوْعًا وَكَرْهًا وَإِلَيْهِ يُرْجَعُونَ
Moa va ankoatra ny Finoana izay an’Allah no tadiavin’izy ireo? Kanefa manolotena ho Azy avokoa izay rehetra any an-danitra manontolo sy ety an-tany, na an-tsafidy izany na an-tery, ary any Aminy no hiverenan’izy ireny.
84قُلْ آمَنَّا بِاللَّهِ وَمَا أُنزِلَ عَلَيْنَا وَمَا أُنزِلَ عَلَىٰ إِبْرَاهِيمَ وَإِسْمَاعِيلَ وَإِسْحَاقَ وَيَعْقُوبَ وَالْأَسْبَاطِ وَمَا أُوتِيَ مُوسَىٰ وَعِيسَىٰ وَالنَّبِيُّونَ مِن رَّبِّهِمْ لَا نُفَرِّقُ بَيْنَ أَحَدٍ مِّنْهُمْ وَنَحْنُ لَهُ مُسْلِمُونَ
Lazao ny hoe : " Izahay dia mino an'i Allah; ary mino izay nampidinina Taminay sy izay nampidinina tamin'i Ibrahim, Ismaely, Ishaaka sy Ya'qoub ary ireo foko (taranak'i Ya'qoub), ary izay nomena an'i Moussa sy Issa, ary izay nomena ireo Mpaminany avy tamin'ny Tompon'izy ireo. Tsy manavaka na dia iray amin'izy ireo Izahay ; ary Izahay dia mpanolo-tena ho Azy.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
82Andininy
Fandikana — Iloaran'i Imrana 82
Surah Iloaran'i Imrana Andininy 82 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ka izay mivadika aorian’izany... dia izy ireny tokoa no tena…Surah Andininy 82/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 80–84. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








