Iloaran'i Imrana · 81/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
وَإِذْ أَخَذَ اللَّهُ مِيثَاقَ النَّبِيِّينَ لَمَا آتَيْتُكُم مِّن كِتَابٍ وَحِكْمَةٍ ثُمَّ جَاءَكُمْ رَسُولٌ مُّصَدِّقٌ لِّمَا مَعَكُمْ لَتُؤْمِنُنَّ بِهِ وَلَتَنصُرُنَّهُ ۚ قَالَ أَأَقْرَرْتُمْ وَأَخَذْتُمْ عَلَىٰ ذَٰلِكُمْ إِصْرِي ۖ قَالُوا أَقْرَرْنَا ۚ قَالَ فَاشْهَدُوا وَأَنَا مَعَكُم مِّنَ الشَّاهِدِينَ ۝٨١
Wa iz akhazal laahu meesaaqan Nabiyyeena lamaaa aataitukum min Kitaabinw wa Hikmatin summa jaaa`akum Rasoolum musaddiqul limaa ma`akum latu`minunna bihee wa latansurunnah; qaala `aaqrartum wa akhaztum alaa zaalikum isree qaalooo aqrarnaa; qaala fashhadoo wa ana ma`akum minash shaahideen
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa noraisin’i Allah ny faneken’ireo Mpaminany ny amin'ny hoe : “ Isaka ny manome Boky sy fahendrena ho Anareo Aho, ary avy eo, misy Iraka tonga Aminareo, hanamarina izay efa teo Aminareo, dia tsy maintsy hino azy Ianareo, ary tsy maintsy hanampy Azy. Ka niteny Izy nanao hoe : “ Ekenareo ve sy Ankatoavinareo amin’izany ve ny fifanekena Amiko ? ” Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Ekenay izany ”. Niteny Izy ka nanao hoe : " Mitsangàna ho vavolombelona àry Ianareo. Ary Izaho koa ho anisan’ny vavolombelona, miaraka Aminareo ".
🎧 Henoy

📜 Andininy 79-83 — Iloaran'i Imrana

79مَا كَانَ لِبَشَرٍ أَن يُؤْتِيَهُ اللَّهُ الْكِتَابَ وَالْحُكْمَ وَالنُّبُوَّةَ ثُمَّ يَقُولَ لِلنَّاسِ كُونُوا عِبَادًا لِّي مِن دُونِ اللَّهِ وَلَٰكِن كُونُوا رَبَّانِيِّينَ بِمَا كُنتُمْ تُعَلِّمُونَ الْكِتَابَ وَبِمَا كُنتُمْ تَدْرُسُونَ
Tsy mbola nisy olombelona nomen’Allah ny boky sy ny fahendrena, ary ny faminaniana ka mahasahy miteny amin’ny olona hoe: “Manompoa ahy ianareo, fa aza manompo an’Allah”, fa hiteny kosa izy : “Aoka ianareo hifantoka tanteraka amin’ny Tompo Zanahary, noho ianareo nampianatra ilay boky izay nandalinanareo izany”.
80وَلَا يَأْمُرَكُمْ أَن تَتَّخِذُوا الْمَلَائِكَةَ وَالنَّبِيِّينَ أَرْبَابًا ۗ أَيَأْمُرُكُم بِالْكُفْرِ بَعْدَ إِذْ أَنتُم مُّسْلِمُونَ
Ary tsy hampirisika anareo velively handray ireo Anjely, na koa ireo Irak’Allah ho toy ireo tompo izy. Moa va hampirisika anareo amin’ny tsy finoana izy, taorian’ny nahampanolotena anareo?
81وَإِذْ أَخَذَ اللَّهُ مِيثَاقَ النَّبِيِّينَ لَمَا آتَيْتُكُم مِّن كِتَابٍ وَحِكْمَةٍ ثُمَّ جَاءَكُمْ رَسُولٌ مُّصَدِّقٌ لِّمَا مَعَكُمْ لَتُؤْمِنُنَّ بِهِ وَلَتَنصُرُنَّهُ ۚ قَالَ أَأَقْرَرْتُمْ وَأَخَذْتُمْ عَلَىٰ ذَٰلِكُمْ إِصْرِي ۖ قَالُوا أَقْرَرْنَا ۚ قَالَ فَاشْهَدُوا وَأَنَا مَعَكُم مِّنَ الشَّاهِدِينَ
Ary rehefa noraisin’i Allah ny faneken’ireo Mpaminany ny amin'ny hoe : “ Isaka ny manome Boky sy fahendrena ho Anareo Aho, ary avy eo, misy Iraka tonga Aminareo, hanamarina izay efa teo Aminareo, dia tsy maintsy hino azy Ianareo, ary tsy maintsy hanampy Azy. Ka niteny Izy nanao hoe : “ Ekenareo ve sy Ankatoavinareo amin’izany ve ny fifanekena Amiko ? ” Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Ekenay izany ”. Niteny Izy ka nanao hoe : " Mitsangàna ho vavolombelona àry Ianareo. Ary Izaho koa ho anisan’ny vavolombelona, miaraka Aminareo ".
82فَمَن تَوَلَّىٰ بَعْدَ ذَٰلِكَ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْفَاسِقُونَ
Ka izay mivadika aorian’izany... dia izy ireny tokoa no tena mpanao ratsy.
83أَفَغَيْرَ دِينِ اللَّهِ يَبْغُونَ وَلَهُ أَسْلَمَ مَن فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ طَوْعًا وَكَرْهًا وَإِلَيْهِ يُرْجَعُونَ
Moa va ankoatra ny Finoana izay an’Allah no tadiavin’izy ireo? Kanefa manolotena ho Azy avokoa izay rehetra any an-danitra manontolo sy ety an-tany, na an-tsafidy izany na an-tery, ary any Aminy no hiverenan’izy ireny.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
81Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 81

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 81 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa noraisin’i Allah ny faneken’ireo Mpaminany ny amin'ny hoe…

Surah Andininy 81/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 79–83. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers