Ar-Rum · 17/60
Fandikana Fanononana — Ar-Rum
فَسُبْحَانَ اللَّهِ حِينَ تُمْسُونَ وَحِينَ تُصْبِحُونَ ١٧
Transliteration
Fa Subhaanal laahi heena tumsoona wa heena tusbihoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Voninahitra anie ho an’i Allah, rehefa tratry ny hariva ianareo, ary koa rehefa tratry ny maraina.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 15-19 — Ar-Rum
15فَأَمَّا الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ فَهُمْ فِي رَوْضَةٍ يُحْبَرُونَ
Fa ireo izay nino sy nanao ireo asa soa, dia ahita ny fahafinaretana ao anatin’ny zaridaina
16وَأَمَّا الَّذِينَ كَفَرُوا وَكَذَّبُوا بِآيَاتِنَا وَلِقَاءِ الْآخِرَةِ فَأُولَٰئِكَ فِي الْعَذَابِ مُحْضَرُونَ
Fa ireo izay tsy nino kosa sy nilaza fa lainga ireo fanambaranay sy ny fihaonana any an-koatra, izy ireny no havory ao amin’ny famaizana.
17فَسُبْحَانَ اللَّهِ حِينَ تُمْسُونَ وَحِينَ تُصْبِحُونَ
Voninahitra anie ho an’i Allah, rehefa tratry ny hariva ianareo, ary koa rehefa tratry ny maraina.
18وَلَهُ الْحَمْدُ فِي السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَعَشِيًّا وَحِينَ تُظْهِرُونَ
Ary Azy ny dera rehetra any amin’ireo lanitra sy ny tany, ary amin’ny folak'andro sy amin’ny mitatao vovonana.
19يُخْرِجُ الْحَيَّ مِنَ الْمَيِّتِ وَيُخْرِجُ الْمَيِّتَ مِنَ الْحَيِّ وَيُحْيِي الْأَرْضَ بَعْدَ مَوْتِهَا ۚ وَكَذَٰلِكَ تُخْرَجُونَ
Mamoaka ny velona avy amin’ny maty Izy, sy mamoaka ny maty avy amin’ny velona. Ary mamelona ny tany aorian’ny fahafatesany. Ka tahaka izany no hamoahana anareo (amin’ny fitsanganana).
Ar-RumFizahan-takila Koraña
60Andininy
MeccanRevelation
17Andininy
Fandikana — Ar-Rum 17
Surah Ar-Rum Andininy 17 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Voninahitra anie ho an’i Allah, rehefa tratry ny hariva ianareo,…Surah Andininy 17/60 — Ar-Rum الروم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rum Henoy, Ar-Rum Fandikana, Ar-Rum mp3, Ar-Rum pdf. Andininy 15–19. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








