Ar-Rum · 34/60
Fandikana Fanononana — Ar-Rum
لِيَكْفُرُوا بِمَا آتَيْنَاهُمْ ۚ فَتَمَتَّعُوا فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ ۝٣٤
Li yakfuroo bimaaa aatainaahum; fatamatta`oo fasawfa ta`lamoon
📖 Dikany Malagasy
Tsy mankasitraka tokoa izay nomenay azy izy ireo. Mifalia àry ianareo (amin’ny fotoana fohy). Tsy ho ela dia ho fantatrareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 32-36 — Ar-Rum

32مِنَ الَّذِينَ فَرَّقُوا دِينَهُمْ وَكَانُوا شِيَعًا ۖ كُلُّ حِزْبٍ بِمَا لَدَيْهِمْ فَرِحُونَ
Amin’ireo izay nizarazara ny finoany ka lasa antokom-pinoana maro, isaka ny antoko dia faly amin’izay ananany.
33وَإِذَا مَسَّ النَّاسَ ضُرٌّ دَعَوْا رَبَّهُم مُّنِيبِينَ إِلَيْهِ ثُمَّ إِذَا أَذَاقَهُم مِّنْهُ رَحْمَةً إِذَا فَرِيقٌ مِّنْهُم بِرَبِّهِمْ يُشْرِكُونَ
Ary raha misy loza mihatra amin’ireo olona, dia mitalaho amin’ny Tompony izy ireo no sady miverina Aminy, amim-pibebahana. Avy eo, raha ampanandramany ny famindram-pò avy Aminy izy ireo, dia indro fa misy andiany amin’izy ireo manompo sampy.
34لِيَكْفُرُوا بِمَا آتَيْنَاهُمْ ۚ فَتَمَتَّعُوا فَسَوْفَ تَعْلَمُونَ
Tsy mankasitraka tokoa izay nomenay azy izy ireo. Mifalia àry ianareo (amin’ny fotoana fohy). Tsy ho ela dia ho fantatrareo.
35أَمْ أَنزَلْنَا عَلَيْهِمْ سُلْطَانًا فَهُوَ يَتَكَلَّمُ بِمَا كَانُوا بِهِ يُشْرِكُونَ
Moa ve nampidina tamin’izy ireo ny fahefana (boky na porofo) izahay, izay miteny amin’izy ireo ny amin’izay atambatr’izy ireo Aminy ?
36وَإِذَا أَذَقْنَا النَّاسَ رَحْمَةً فَرِحُوا بِهَا ۖ وَإِن تُصِبْهُمْ سَيِّئَةٌ بِمَا قَدَّمَتْ أَيْدِيهِمْ إِذَا هُمْ يَقْنَطُونَ
Ary rehefa nampanandramanay ny famindram-po ireo olona, dia faly amin’izany izy ireo. Nefa raha tra-doza kosa izy ireo noho izay nataon’ny tànany ihany, dia indro fa feno hakiviana izy ireo.
Ar-RumFizahan-takila Koraña
60Andininy
MeccanRevelation
34Andininy

Fandikana — Ar-Rum 34

Surah Ar-Rum Andininy 34 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy mankasitraka tokoa izay nomenay azy izy ireo. Mifalia àry…

Surah Andininy 34/60 — Ar-Rum الروم (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Rum Henoy, Ar-Rum Fandikana, Ar-Rum mp3, Ar-Rum pdf. Andininy 32–36. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers