As-Sajdah · 26/30
Fandikana Fanononana — Surah As-Sajdah
أَوَلَمْ يَهْدِ لَهُمْ كَمْ أَهْلَكْنَا مِن قَبْلِهِم مِّنَ الْقُرُونِ يَمْشُونَ فِي مَسَاكِنِهِمْ ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ ۖ أَفَلَا يَسْمَعُونَ ٢٦
Transliteration
Awalam yahdi lahum kam ahlaknaa min qablihim minal qurooni yamshoona fee zaalika la aayaatin afalaa yasma`oon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Moa ve tsy manoro làlana azy ireo izy, fa firifiry no naringanay talohan’izy ireo, tamin’ireo taranaka, tao amin’ireo trano izay diavin’izy ireo ? Tena marina fa, amin’izany dia misy porofo maro tokoa ! Moa ve tsy mihaino izy ireo ?
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 24-28 — Surah As-Sajdah
24وَجَعَلْنَا مِنْهُمْ أَئِمَّةً يَهْدُونَ بِأَمْرِنَا لَمَّا صَبَرُوا ۖ وَكَانُوا بِآيَاتِنَا يُوقِنُونَ
Ary nanendry mpitarika maro avy tamin’izy ireo Izahay, izay nitari-dàlana (ny vahoaka) araka ny didinay, noho izy ireo nanana faharetana sy tena nino ireo fanambaranay.
25إِنَّ رَبَّكَ هُوَ يَفْصِلُ بَيْنَهُمْ يَوْمَ الْقِيَامَةِ فِيمَا كَانُوا فِيهِ يَخْتَلِفُونَ
Tena marina fa ny Tomponao, Izy no hanapaka amin’izy ireo, amin’ny Andro Fitsanganana, izay tsy nampitovy hevitra azy ireo.
26أَوَلَمْ يَهْدِ لَهُمْ كَمْ أَهْلَكْنَا مِن قَبْلِهِم مِّنَ الْقُرُونِ يَمْشُونَ فِي مَسَاكِنِهِمْ ۚ إِنَّ فِي ذَٰلِكَ لَآيَاتٍ ۖ أَفَلَا يَسْمَعُونَ
Moa ve tsy manoro làlana azy ireo izy, fa firifiry no naringanay talohan’izy ireo, tamin’ireo taranaka, tao amin’ireo trano izay diavin’izy ireo ? Tena marina fa, amin’izany dia misy porofo maro tokoa ! Moa ve tsy mihaino izy ireo ?
27أَوَلَمْ يَرَوْا أَنَّا نَسُوقُ الْمَاءَ إِلَى الْأَرْضِ الْجُرُزِ فَنُخْرِجُ بِهِ زَرْعًا تَأْكُلُ مِنْهُ أَنْعَامُهُمْ وَأَنفُسُهُمْ ۖ أَفَلَا يُبْصِرُونَ
Moa ve tsy hitan’izy ireo fa Izahay dia manosika ny rano mankany amin’ny tany karakaina, manarak’izany dia avoakanay (nampanirianay) ny voly mba ho hanin’ny biby fiompiny, sy izy ireo ihany koa. Moa tsy mba hitan’izy ireo va izany ?
28وَيَقُولُونَ مَتَىٰ هَٰذَا الْفَتْحُ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Ary miteny izy ireo hoe : “Rahoviana izany fandresena izany, raha marina ny anareo ?”
As-SajdahFizahan-takila Koraña
30Andininy
MeccanRevelation
26Andininy
Fandikana — As-Sajdah 26
Surah As-Sajdah Andininy 26 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Moa ve tsy manoro làlana azy ireo izy, fa firifiry…Surah Andininy 26/30 — Surah As-Sajdah السجدة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah As-Sajdah Henoy, Surah As-Sajdah Fandikana, Surah As-Sajdah mp3, Surah As-Sajdah pdf. Andininy 24–28. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Monday, September 7, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








