Ya-Sina · 16/83
Fandikana Fanononana — Surah Ya-Sina
قَالُوا رَبُّنَا يَعْلَمُ إِنَّا إِلَيْكُمْ لَمُرْسَلُونَ ۝١٦
Qaaloo Rabbunaa ya`lamu innaaa ilaikum lamursaloon
📖 Dikany Malagasy
Nilaza ireo Iraka hoe: “Ny Tomponay dia mahalala, fa nalefa ho anareo tokoa izahay”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 14-18 — Surah Ya-Sina

14إِذْ أَرْسَلْنَا إِلَيْهِمُ اثْنَيْنِ فَكَذَّبُوهُمَا فَعَزَّزْنَا بِثَالِثٍ فَقَالُوا إِنَّا إِلَيْكُم مُّرْسَلُونَ
Rehefa nandefasanay Iraka roa tamin’izy ireo, dia nolazainy fa mpandainga izy roa, ary nohamafisinay tamin’ny Iraka fahatelony, dia nilaza izy ireo hoe : “ Marina fa izahay dia Iraka nalefa ho aminareo”.
15قَالُوا مَا أَنتُمْ إِلَّا بَشَرٌ مِّثْلُنَا وَمَا أَنزَلَ الرَّحْمَٰنُ مِن شَيْءٍ إِنْ أَنتُمْ إِلَّا تَكْذِبُونَ
Nefa hoy izy ireo hoe : “ Olombelona tahaka anay ihany ianareo. Ary tsy nampidina na inona na inona Ilay be fiantrana, fa ianareo dia olona mandainga fotsiny ”.
16قَالُوا رَبُّنَا يَعْلَمُ إِنَّا إِلَيْكُمْ لَمُرْسَلُونَ
Nilaza ireo Iraka hoe: “Ny Tomponay dia mahalala, fa nalefa ho anareo tokoa izahay”.
17وَمَا عَلَيْنَا إِلَّا الْبَلَاغُ الْمُبِينُ
“ Ary ny hany anjaranay, dia ny fampitàna mazava tsara ny hafatra fotsiny ”.
18قَالُوا إِنَّا تَطَيَّرْنَا بِكُمْ ۖ لَئِن لَّمْ تَنتَهُوا لَنَرْجُمَنَّكُمْ وَلَيَمَسَّنَّكُم مِّنَّا عَذَابٌ أَلِيمٌ
Nilaza izy ireo hoe : “ milaza loza ny fahitanay anareo. Raha tsy mitsahatra amin’izany ianareo, dia ho torahanay vato tokoa, ary hahazo famaizana mamirifiry avy Aminay tokoa ianareo ”.
Ya-SinaFizahan-takila Koraña
83Andininy
MeccanRevelation
16Andininy

Fandikana — Ya-Sina 16

Surah Ya-Sina Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nilaza ireo Iraka hoe: “Ny Tomponay dia mahalala, fa nalefa…

Surah Andininy 16/83 — Surah Ya-Sina يس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ya-Sina Henoy, Surah Ya-Sina Fandikana, Surah Ya-Sina mp3, Surah Ya-Sina pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers