As-Saffat · 10/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
إِلَّا مَنْ خَطِفَ الْخَطْفَةَ فَأَتْبَعَهُ شِهَابٌ ثَاقِبٌ ۝١٠
Illaa man khatifal khatfata fa atba`ahoo shihaabun saaqib
📖 Dikany Malagasy
Afa-tsy izay mihaino an-tsokosoko, dia hanenjika azy ny poti-kintana mandoaka.

🎧 Henoy


📜 Andininy 8-12 — As-Saffat

8لَّا يَسَّمَّعُونَ إِلَى الْمَلَإِ الْأَعْلَىٰ وَيُقْذَفُونَ مِن كُلِّ جَانِبٍ
Tsy afaka hihaino ireo manan-kaja ambony intsony izy ireo, satria ho torahana izy ireo avy amin’ny fitodihana rehetra,
9دُحُورًا ۖ وَلَهُمْ عَذَابٌ وَاصِبٌ
Sady ho voatosika. Ary hahazo famaizana tsy manam-pahataperana izy ireo.
10إِلَّا مَنْ خَطِفَ الْخَطْفَةَ فَأَتْبَعَهُ شِهَابٌ ثَاقِبٌ
Afa-tsy izay mihaino an-tsokosoko, dia hanenjika azy ny poti-kintana mandoaka.
11فَاسْتَفْتِهِمْ أَهُمْ أَشَدُّ خَلْقًا أَم مَّنْ خَلَقْنَا ۚ إِنَّا خَلَقْنَاهُم مِّن طِينٍ لَّازِبٍ
Anontanio àry izy ireo, moa ve izy ireo no tena sarotra amboarina indrindra noho izay noharianay ? Fa fotaka madity no noharianay azy ireo.
12بَلْ عَجِبْتَ وَيَسْخَرُونَ
Nefa gaga ianao, ary maneso izy ireo.
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
10Andininy

Fandikana — As-Saffat 10

Surah As-Saffat Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-tsy izay mihaino an-tsokosoko, dia hanenjika azy ny poti-kintana mandoaka.

Surah Andininy 10/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 8–12. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers