Sady · 57/88
Fandikana Fanononana — Surah Sady
هَٰذَا فَلْيَذُوقُوهُ حَمِيمٌ وَغَسَّاقٌ ۝٥٧
Haazaa falyazooqoohu hameemunw wa ghassaaq
📖 Dikany Malagasy
Indro àry ! Fa aoka hanandrana ny rano mangotraka sy maimbo ao izy ireo,

🎧 Henoy


📜 Andininy 55-59 — Surah Sady

55هَٰذَا ۚ وَإِنَّ لِلطَّاغِينَ لَشَرَّ مَآبٍ
Indro àry ! Ary tena marina fa ho an’ireo mpihoa-pefy ny toeram-pialan-tsasatra ratsy indrindra:
56جَهَنَّمَ يَصْلَوْنَهَا فَبِئْسَ الْمِهَادُ
Ny Afobe izay handoro azy ireo. Endrey izany haratsian’ny fandriana !
57هَٰذَا فَلْيَذُوقُوهُ حَمِيمٌ وَغَسَّاقٌ
Indro àry ! Fa aoka hanandrana ny rano mangotraka sy maimbo ao izy ireo,
58وَآخَرُ مِن شَكْلِهِ أَزْوَاجٌ
Sy karazana sazy hafa mitovy amin’izany.
59هَٰذَا فَوْجٌ مُّقْتَحِمٌ مَّعَكُمْ ۖ لَا مَرْحَبًا بِهِمْ ۚ إِنَّهُمْ صَالُو النَّارِ
Indro fa misy andiany iray izay miditra amim-pirotorotoana miaraka aminareo, tsy misy fiarahabana tongasoa ho azy ireo. Fa hodorana ao anatin’ny Afobe izy ireo.
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
57Andininy

Fandikana — Sady 57

Surah Sady Andininy 57 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Indro àry ! Fa aoka hanandrana ny rano mangotraka sy…

Surah Andininy 57/88 — Surah Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Sady Henoy, Surah Sady Fandikana, Surah Sady mp3, Surah Sady pdf. Andininy 55–59. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers