Sady · 58/88
Fandikana Fanononana — Sady
وَآخَرُ مِن شَكْلِهِ أَزْوَاجٌ ۝٥٨
Wa aakharu min shak liheee azwaaj
📖 Dikany Malagasy
Sy karazana sazy hafa mitovy amin’izany.
🎧 Henoy

📜 Andininy 56-60 — Sady

56جَهَنَّمَ يَصْلَوْنَهَا فَبِئْسَ الْمِهَادُ
Ny Afobe izay handoro azy ireo. Endrey izany haratsian’ny fandriana !
57هَٰذَا فَلْيَذُوقُوهُ حَمِيمٌ وَغَسَّاقٌ
Indro àry ! Fa aoka hanandrana ny rano mangotraka sy maimbo ao izy ireo,
58وَآخَرُ مِن شَكْلِهِ أَزْوَاجٌ
Sy karazana sazy hafa mitovy amin’izany.
59هَٰذَا فَوْجٌ مُّقْتَحِمٌ مَّعَكُمْ ۖ لَا مَرْحَبًا بِهِمْ ۚ إِنَّهُمْ صَالُو النَّارِ
Indro fa misy andiany iray izay miditra amim-pirotorotoana miaraka aminareo, tsy misy fiarahabana tongasoa ho azy ireo. Fa hodorana ao anatin’ny Afobe izy ireo.
60قَالُوا بَلْ أَنتُمْ لَا مَرْحَبًا بِكُمْ ۖ أَنتُمْ قَدَّمْتُمُوهُ لَنَا ۖ فَبِئْسَ الْقَرَارُ
Niteny izy ireo hoe : “Raha ny tena marina dia tsy misy fiarahabana tongasoa ho anareo. Ianareo no nanomana izany ho anay”, endrey izany haratsian’ ny toeram-pijanonana !
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
58Andininy

Fandikana — Sady 58

Surah Sady Andininy 58 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Sy karazana sazy hafa mitovy amin’izany.

Surah Andininy 58/88 — Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Sady Henoy, Sady Fandikana, Sady mp3, Sady pdf. Andininy 56–60. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers