Sady · 64/88
Fandikana Fanononana — Surah Sady
إِنَّ ذَٰلِكَ لَحَقٌّ تَخَاصُمُ أَهْلِ النَّارِ ۝٦٤
Inna zaalika lahaqqun takhaasumu Ahlin Naar
📖 Dikany Malagasy
Izany tokoa no tena marina amin’ny fifandiran’ireo olon’ny Afobe.

🎧 Henoy


📜 Andininy 62-66 — Surah Sady

62وَقَالُوا مَا لَنَا لَا نَرَىٰ رِجَالًا كُنَّا نَعُدُّهُم مِّنَ الْأَشْرَارِ
Hiteny izy ireo hoe : “ Nahoana izahay no tsy mahita ireo olona izay noheverinay ho anisan’ireo olon-dratsy ? ”
63أَتَّخَذْنَاهُمْ سِخْرِيًّا أَمْ زَاغَتْ عَنْهُمُ الْأَبْصَارُ
Moa ve Izahay no namazivazy azy ireo (amim-pahadisoana), sa tsy tazanay maso izy ireo?”
64إِنَّ ذَٰلِكَ لَحَقٌّ تَخَاصُمُ أَهْلِ النَّارِ
Izany tokoa no tena marina amin’ny fifandiran’ireo olon’ny Afobe.
65قُلْ إِنَّمَا أَنَا مُنذِرٌ ۖ وَمَا مِنْ إِلَٰهٍ إِلَّا اللَّهُ الْوَاحِدُ الْقَهَّارُ
Teneno hoe : “ Tsy inona aho fa Mpampitandrina ihany. Ary tsy misy zanahary hafa ivelan’I Allah, Ilay Tokana, Ilay Tompom-pahefana,
66رَبُّ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ وَمَا بَيْنَهُمَا الْعَزِيزُ الْغَفَّارُ
Tompon’ireo lanitra sy ny tany ary izay eo anelanelan’izy ireo, Ilay Mahery, Ilay be Fandeferana ”.
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
64Andininy

Fandikana — Sady 64

Surah Sady Andininy 64 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany tokoa no tena marina amin’ny fifandiran’ireo olon’ny Afobe.

Surah Andininy 64/88 — Surah Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Sady Henoy, Surah Sady Fandikana, Surah Sady mp3, Surah Sady pdf. Andininy 62–66. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers