Sady · 83/88
Fandikana Fanononana — Sady
إِلَّا عِبَادَكَ مِنْهُمُ الْمُخْلَصِينَ ۝٨٣
Illaa `ibaadaka minhumul mukhlaseen
📖 Dikany Malagasy
Afa-tsy ny mpanomponao voafidy amin’izy ireo .
🎧 Henoy

📜 Andininy 81-85 — Sady

81إِلَىٰ يَوْمِ الْوَقْتِ الْمَعْلُومِ
Mandra-pahatongavan’ny fotoana efa fantatra (fantatr’i Allah) ”.
82قَالَ فَبِعِزَّتِكَ لَأُغْوِيَنَّهُمْ أَجْمَعِينَ
Niteny izy (Iblisa) hoe : “ Mianiana amin’ny fahefanao aho! Fa tena hamery azy rehetra aho"
83إِلَّا عِبَادَكَ مِنْهُمُ الْمُخْلَصِينَ
Afa-tsy ny mpanomponao voafidy amin’izy ireo .
84قَالَ فَالْحَقُّ وَالْحَقَّ أَقُولُ
Niteny izy (Allah) hoe : “ Tena marina ary ny marina no teneniko,
85لَأَمْلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنكَ وَمِمَّن تَبِعَكَ مِنْهُمْ أَجْمَعِينَ
Tena ho fenoiko anao ny Afobe (Djahannama) sy izay rehetra hanaraka anao amin’izy ireo.
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
83Andininy

Fandikana — Sady 83

Surah Sady Andininy 83 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-tsy ny mpanomponao voafidy amin’izy ireo .

Surah Andininy 83/88 — Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Sady Henoy, Sady Fandikana, Sady mp3, Sady pdf. Andininy 81–85. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers