Sady · 84/88
Fandikana Fanononana — Surah Sady
قَالَ فَالْحَقُّ وَالْحَقَّ أَقُولُ ۝٨٤
Qaala falhaqq, walhaqqa aqool
📖 Dikany Malagasy
Niteny izy (Allah) hoe : “ Tena marina ary ny marina no teneniko,

🎧 Henoy


📜 Andininy 82-86 — Surah Sady

82قَالَ فَبِعِزَّتِكَ لَأُغْوِيَنَّهُمْ أَجْمَعِينَ
Niteny izy (Iblisa) hoe : “ Mianiana amin’ny fahefanao aho! Fa tena hamery azy rehetra aho"
83إِلَّا عِبَادَكَ مِنْهُمُ الْمُخْلَصِينَ
Afa-tsy ny mpanomponao voafidy amin’izy ireo .
84قَالَ فَالْحَقُّ وَالْحَقَّ أَقُولُ
Niteny izy (Allah) hoe : “ Tena marina ary ny marina no teneniko,
85لَأَمْلَأَنَّ جَهَنَّمَ مِنكَ وَمِمَّن تَبِعَكَ مِنْهُمْ أَجْمَعِينَ
Tena ho fenoiko anao ny Afobe (Djahannama) sy izay rehetra hanaraka anao amin’izy ireo.
86قُلْ مَا أَسْأَلُكُمْ عَلَيْهِ مِنْ أَجْرٍ وَمَا أَنَا مِنَ الْمُتَكَلِّفِينَ
Teneno :“ Tsy mangataka tambiny aminareo amin’izany aho; ary tsy anisan’ireo mpisandoka.
SadyFizahan-takila Koraña
88Andininy
MeccanRevelation
84Andininy

Fandikana — Sady 84

Surah Sady Andininy 84 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny izy (Allah) hoe : “ Tena marina ary ny…

Surah Andininy 84/88 — Surah Sady ص (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Sady Henoy, Surah Sady Fandikana, Surah Sady mp3, Surah Sady pdf. Andininy 82–86. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers