An-Nisa · 167/176
Fandikana Fanononana — An-Nisa
إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا وَصَدُّوا عَن سَبِيلِ اللَّهِ قَدْ ضَلُّوا ضَلَالًا بَعِيدًا ١٦٧
Transliteration
Innal lazeena kafaroo wa saddoo `an sabeelil laahi qad dalloo dalaalam ba`eedaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tena marina fa ireo izay tsy nino sy nanakana ny lalan’I Allah dia efa tena very ao anatin’ny fahaverezana lavitra.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 165-169 — An-Nisa
165رُّسُلًا مُّبَشِّرِينَ وَمُنذِرِينَ لِئَلَّا يَكُونَ لِلنَّاسِ عَلَى اللَّهِ حُجَّةٌ بَعْدَ الرُّسُلِ ۚ وَكَانَ اللَّهُ عَزِيزًا حَكِيمًا
Ka izy ireny dia Iraka mpilaza ny vaovao mahafaly sy mpampitandrina, mba tsy hananan’olombelona porofo entina manohitra an’I Allah taorianan’ireo Iraka. Ary I Allah dia Ilay Tsitoha be Fahendrena.
166لَّٰكِنِ اللَّهُ يَشْهَدُ بِمَا أَنزَلَ إِلَيْكَ ۖ أَنزَلَهُ بِعِلْمِهِ ۖ وَالْمَلَائِكَةُ يَشْهَدُونَ ۚ وَكَفَىٰ بِاللَّهِ شَهِيدًا
Kanefa I Allah dia vavolombelona amin’izay nampidininy taminao, nampidina izany tamin’ny fahalalany Izy. Ary ireo Anjely koa dia mijoro vavolombelona. Ary ampy ho vavolombelona I Allah.
167إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا وَصَدُّوا عَن سَبِيلِ اللَّهِ قَدْ ضَلُّوا ضَلَالًا بَعِيدًا
Tena marina fa ireo izay tsy nino sy nanakana ny lalan’I Allah dia efa tena very ao anatin’ny fahaverezana lavitra.
168إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا وَظَلَمُوا لَمْ يَكُنِ اللَّهُ لِيَغْفِرَ لَهُمْ وَلَا لِيَهْدِيَهُمْ طَرِيقًا
Tena marina fa ireo izay tsy nino sy nanao ny tsy rariny, dia tsy hamela heloka azy ireo I Allah ary tsy hanoro lalana azy ireo velively.
169إِلَّا طَرِيقَ جَهَنَّمَ خَالِدِينَ فِيهَا أَبَدًا ۚ وَكَانَ ذَٰلِكَ عَلَى اللَّهِ يَسِيرًا
Afa-tsy ny lalana mankany amin’ny Afobe, hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Ary tena mora amin’I Allah ny manao izany.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
167Andininy
Fandikana — An-Nisa 167
Surah An-Nisa Andininy 167 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tena marina fa ireo izay tsy nino sy nanakana ny…Surah Andininy 167/176 — An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nisa Henoy, An-Nisa Fandikana, An-Nisa mp3, An-Nisa pdf. Andininy 165–169. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








