Ash-Shura · 39/53
Fandikana Fanononana — Ash-Shura
وَالَّذِينَ إِذَا أَصَابَهُمُ الْبَغْيُ هُمْ يَنتَصِرُونَ ۝٣٩
Wallazeena izaa asaabahumul baghyu hum yantasiroon
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo izay niharan’ny tsy rariny, ka nanohitra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 37-41 — Ash-Shura

37وَالَّذِينَ يَجْتَنِبُونَ كَبَائِرَ الْإِثْمِ وَالْفَوَاحِشَ وَإِذَا مَا غَضِبُوا هُمْ يَغْفِرُونَ
Ary ireo izay mihataka amin’ireo fahotana lehibe sy fahavetavetana, ary ireo mamela heloka taorian’ny fahatezerany.
38وَالَّذِينَ اسْتَجَابُوا لِرَبِّهِمْ وَأَقَامُوا الصَّلَاةَ وَأَمْرُهُمْ شُورَىٰ بَيْنَهُمْ وَمِمَّا رَزَقْنَاهُمْ يُنفِقُونَ
Ireo izay mamaly ny antson’ny Tompony, manatanteraka ny vavaka fanompoana, mifampidinika izy ireo ny zavatra hataon’izy ireo, ary manao fandaniana amin’izay natolotray ho azy ireo,
39وَالَّذِينَ إِذَا أَصَابَهُمُ الْبَغْيُ هُمْ يَنتَصِرُونَ
Ary ireo izay niharan’ny tsy rariny, ka nanohitra.
40وَجَزَاءُ سَيِّئَةٍ سَيِّئَةٌ مِّثْلُهَا ۖ فَمَنْ عَفَا وَأَصْلَحَ فَأَجْرُهُ عَلَى اللَّهِ ۚ إِنَّهُ لَا يُحِبُّ الظَّالِمِينَ
Ratsy mitovy amin’izany ihany no valin’ny asa ratsy. Fa izay mamela heloka ka manova toetra, dia any amin’I Allah ny valisoany. Fa tsy tia ireo mpanao ny tsy rariny Izy.
41وَلَمَنِ انتَصَرَ بَعْدَ ظُلْمِهِ فَأُولَٰئِكَ مَا عَلَيْهِم مِّن سَبِيلٍ
Fa ireo nanohitra kosa rehefa nambakaina. Tsy misy lalana azo anenjehana azy ireo.
Ash-ShuraFizahan-takila Koraña
53Andininy
MeccanRevelation
39Andininy

Fandikana — Ash-Shura 39

Surah Ash-Shura Andininy 39 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo izay niharan’ny tsy rariny, ka nanohitra.

Surah Andininy 39/53 — Ash-Shura الشورى (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ash-Shura Henoy, Ash-Shura Fandikana, Ash-Shura mp3, Ash-Shura pdf. Andininy 37–41. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers