Al-Maidah · 102/120
Fandikana Fanononana — Surah Al-Maidah
قَدْ سَأَلَهَا قَوْمٌ مِّن قَبْلِكُمْ ثُمَّ أَصْبَحُوا بِهَا كَافِرِينَ ۝١٠٢
Qad sa alahaa qawmum min qablikum summa asbahoo bihaa kaafireen
📖 Dikany Malagasy
Efa nisy nanontany izany ny vahoaka teo alohanareo, avy eo nitarika azy ireo tsy mpino izany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 100-104 — Surah Al-Maidah

100قُل لَّا يَسْتَوِي الْخَبِيثُ وَالطَّيِّبُ وَلَوْ أَعْجَبَكَ كَثْرَةُ الْخَبِيثِ ۚ فَاتَّقُوا اللَّهَ يَا أُولِي الْأَلْبَابِ لَعَلَّكُمْ تُفْلِحُونَ
Teneno hoe : “Tsy mitovy ny ratsy sy ny tsara na dia mahaliana anao aza ny fahabetsahan’ny ratsy, koa mahatahora an’I Allah ianareo ry mahatsilo saina, angamba ahazo fahombiazana ianareo.
101يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تَسْأَلُوا عَنْ أَشْيَاءَ إِن تُبْدَ لَكُمْ تَسُؤْكُمْ وَإِن تَسْأَلُوا عَنْهَا حِينَ يُنَزَّلُ الْقُرْآنُ تُبْدَ لَكُمْ عَفَا اللَّهُ عَنْهَا ۗ وَاللَّهُ غَفُورٌ حَلِيمٌ
O ianareo mpino ! Aoka ianareo tsy hanontany zavatra maro, raha aseho anareo izany dia hanahirana anareo , ary raha manontany izany ianareo eo amin’ny fotoana ampidinana ny Kor'any, dia haseho aminareo izany. Efa navelan’I Allah ny elokareo ny amin’izany. Ary Allah dia be Famelan-keloka sy tsara Fanahy indrindra.
102قَدْ سَأَلَهَا قَوْمٌ مِّن قَبْلِكُمْ ثُمَّ أَصْبَحُوا بِهَا كَافِرِينَ
Efa nisy nanontany izany ny vahoaka teo alohanareo, avy eo nitarika azy ireo tsy mpino izany.
103مَا جَعَلَ اللَّهُ مِن بَحِيرَةٍ وَلَا سَائِبَةٍ وَلَا وَصِيلَةٍ وَلَا حَامٍ ۙ وَلَٰكِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا يَفْتَرُونَ عَلَى اللَّهِ الْكَذِبَ ۖ وَأَكْثَرُهُمْ لَا يَعْقِلُونَ
Allah dia tsy nanao ny Bahîraty [80], ny Sâibaty [81], ny Oasîlaty [82], Hâmy [83], fa kosa ireo tsy mpino no namorona lainga mahakasika an'I Allah. Ary ny ankamaroan’izy ireo dia tsy misaina.
104وَإِذَا قِيلَ لَهُمْ تَعَالَوْا إِلَىٰ مَا أَنزَلَ اللَّهُ وَإِلَى الرَّسُولِ قَالُوا حَسْبُنَا مَا وَجَدْنَا عَلَيْهِ آبَاءَنَا ۚ أَوَلَوْ كَانَ آبَاؤُهُمْ لَا يَعْلَمُونَ شَيْئًا وَلَا يَهْتَدُونَ
Raha tenenina izy ireo hoe : “Avia ianareo ho amin’izay nampidinin’I Allah sy ho amin’ny Iraka”, dia miteny izy ireo manao hoe : “Ampy anay izay azonay tamin’ireo razambenay tany aloha”. Na dia tsy mahalala na inona na inona aza ireo razamben’izy ireo sy tsy manaraka ny lala-mihitsy.
Al-MaidahFizahan-takila Koraña
120Andininy
MedinanRevelation
102Andininy

Fandikana — Al-Maidah 102

Surah Al-Maidah Andininy 102 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Efa nisy nanontany izany ny vahoaka teo alohanareo, avy eo…

Surah Andininy 102/120 — Surah Al-Maidah المائدة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Maidah Henoy, Surah Al-Maidah Fandikana, Surah Al-Maidah mp3, Surah Al-Maidah pdf. Andininy 100–104. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers