Qafy · 23/45
Fandikana Fanononana — Surah Qafy
وَقَالَ قَرِينُهُ هَٰذَا مَا لَدَيَّ عَتِيدٌ ۝٢٣
Wa qaala qareenuhoo haazaa maa ladaiya `ateed
📖 Dikany Malagasy
Ary hiteny ilay mpiaraka aminy hoe : “ Ity no miaraka amiko, akaiky indrindra ”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 21-25 — Surah Qafy

21وَجَاءَتْ كُلُّ نَفْسٍ مَّعَهَا سَائِقٌ وَشَهِيدٌ
Dia ho avy ny olona tsirairay, miaraka amin’ny mpitarika sy vavolombelona iray.
22لَّقَدْ كُنتَ فِي غَفْلَةٍ مِّنْ هَٰذَا فَكَشَفْنَا عَنكَ غِطَاءَكَ فَبَصَرُكَ الْيَوْمَ حَدِيدٌ
Tsy niaraka tamin’ity ianao. Araka izany, dia esorinay ny sarona eo aminao; ka maranitra tsara ny fahitanao ankehitriny.
23وَقَالَ قَرِينُهُ هَٰذَا مَا لَدَيَّ عَتِيدٌ
Ary hiteny ilay mpiaraka aminy hoe : “ Ity no miaraka amiko, akaiky indrindra ”.
24أَلْقِيَا فِي جَهَنَّمَ كُلَّ كَفَّارٍ عَنِيدٍ
“ Ianareo roa, atsipazo any amin’ny afobe ny tsy mpino rehetra mafy loha sy mpikomy.
25مَّنَّاعٍ لِّلْخَيْرِ مُعْتَدٍ مُّرِيبٍ
Niezaka mafy hisakana ny tsara, mpandika lalàna, mpisalasala.
QafyFizahan-takila Koraña
45Andininy
MeccanRevelation
23Andininy

Fandikana — Qafy 23

Surah Qafy Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hiteny ilay mpiaraka aminy hoe : “ Ity no…

Surah Andininy 23/45 — Surah Qafy ق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Qafy Henoy, Surah Qafy Fandikana, Surah Qafy mp3, Surah Qafy pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers